Fa maninona no misy hoe vady be dia vady kely?

21. yonikafopl ( 13/07/2004 16:35)
marina fa ny olombelona rehetra tsy mitovy e! samy manana ny maha sami-hafa azy , fa ny fahaizana mionona @ izay hananana no zava-dehibe, misy hananan'ilay eo ampelatanana nefa tsy hananan'ny hafa misy kosa anefa hitanao eny @ hafa fa tsy hananan'ilay eo aminao, ka ny anjaranao dia ny manome sopapa ilay eo an-tanana mba hananany izay irianao any @ hafa , mifanampy ianareo fa mba misy koa anie hananana'ny hafa tsy hanananao e! nefa maninona izy mijanona tsy mitady hafa???????
22. wawawa ( 13/07/2004 21:24)
atmos- ny valiny ve?
23. atmos ( 14/07/2004 12:22)
wawawa : ka ianao mbola tsy nanome valiny e, miandry anao ny pokona.
24. xxx ( 15/07/2004 06:30)
Mbola tsy sendra ianareo ka dia samy mitsara, tsy midika akory zany fa mampirafy za an, fa mety maro ny antony mahatonga ny olona iray hampirafy, vola tsy ampy, calin tsy ampy, porofompitiavana tsy ampy sns.... matetika dia fahabangana foana no fiatobohany izany hoe misy zavatra tsy hitany amin'ilay olona miaraka aminy nefa hitany any @ olonkafa, dia izay no mahatonga n'lay izy.
25. poupounesana ( 17/07/2004 12:42)
ie marina ny an'i xxx fa mety tsy fahambangana ihany koa fa hoe zvt mihoatra : ohatra, misotro toaka lava le rangah ka raha sendra mifanena @oll tsy misotro mihitsy le ramatoa d sondriana any d any eh!
26. fijo ( 12/08/2004 00:46)
tsara ny mampirafy fa tsy tokony hadino ihany ny mody na izany aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3912