Fa maninona no misy hoe vady be dia vady kely?

1. wawawa ( 07/07/2004 16:28)
Inona mht no teny antony hampirafesana e?
novalian'i fijo ny 12/08/2004 00:46
2. atmos ( 07/07/2004 16:42)
Rehefa tia olona anankiroa e, samy tsy misy foy izy anakiroa, de voatery mampirafy.
3. atmos ( 07/07/2004 16:44)
Rehefa tia olona anankiroa e, samy tsy misy foy izy anakiroa, de voatery mampirafy.
4. atmos ( 07/07/2004 16:46)
Rehefa tia olona anankiroa e, samy tsy misy foy izy anakiroa, de voatery mampirafy.
5. fijo ( 07/07/2004 22:54)
izay mihintsy lety e.na koa tia kilalao e.
6. yonikafopl ( 07/07/2004 23:06)
ny olona mampirafy dia maniraka ny iray hampirafy azy koa, satria tiany hatao aminy matoa ataony aman'olona
7. ikaretsaka ( 08/07/2004 02:57)
izay koa marina
8. ari.malala ( 08/07/2004 05:27)
dia hifaninana @ ratsy zany? koa tsy ho rakotra sida ny tany?
9. hendry ( 08/07/2004 14:38)
atmos> fa maninona kay ny valinteninao hatraiza hatraiza averina mihoatra ny indray mandeha foana?
10. rambofrau ( 08/07/2004 14:49)
za aloha tsa manaiky ampirafesina izany eh.Na ny vady be no tiany na ny vady kely dia izay.
11. lema ( 08/07/2004 15:08)
nga misy manaiky ampirafesina fa rehafa tonga le izy dé tonga.mora ny manisina rehefa tsy eo aminao ny lelo
12. pitchou ( 08/07/2004 19:42)
zà ko ry rambo! atao inn fitia tapany zany? aleoko manolo tsotra izao ko!
13. wawawa ( 08/07/2004 19:58)
Amiko azo evitena ny fampirafesana
14. rivorijasoa ( 09/07/2004 04:32)
Io ilay hoe dobo tsy hita no mahamanina e!.......
15. jhouhlambout ( 09/07/2004 09:27)
wawawa> inona ny fika amin'izany?
16. yonikafopl ( 09/07/2004 18:11)
mba atoroy tokotrany hoe ry wawawa ny vaksinin'izy io???
17. atmos ( 13/07/2004 12:22)
wawwawa: mbola tsy voavaly ange le fanontaniana e, in hono le fika e, tô interessant be ange e, ary b db ny olona liana
18. kouala ( 13/07/2004 12:33)
Zà mahita sopapa tsara omena anareo liana amin'ny fampirafesana ireo. Teneno izy hoe satria efa nozarainao roa ny fitiavanao dia mba ho eritreretiko hoe singany (1/2)daholo koa ny mombamomba anao rehetra dia ho hitanao eo ny havaliny. Ohatra : kiraro singany omena azy, vary atsasany omena azy, maso singany no mijery azy , sofiny singany no mihaino azy. Hitanareo eo ange fa na izy maka ny ambiny any aminareo ihany na any amin'ilay anankiray e ! Amin'izay aloha sûr fa tsy mampirafy intsony izy e! Mba andramo fa expérience daholo izany e !
19. ari.malala ( 13/07/2004 12:50)
An an an, ilay mampirafy kosa izany tsy mety ê! Fa zao, raha sanatria izaho no tratra dia asaiko misafidy. sy maintsy efa miomana izany satria raha any @ le 1 no mitontona ny safidy d efa manomana saina hoe zay zany, fa aleo izay toy izay hijaly lava eo! Na tonga d miala ê! Manao tanala very sampy ka ny manova no mety!
20. ari.malala ( 13/07/2004 14:24)
Anjaranao tsy mahazo no mangataka hoe izao no tadiaviko fa tsy lasa koa ianao hampirafy sy hanitsakitsaka ê! Inona no maha fitiavana azy raha hoe vao tsy azonoa izay tadiavinao dia hitady any an-kafa ianao? Inona no maha samy faha anao sy ny mpijorojoro alina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3779