wanted !!!
24. mumu
(
14/07/2004 08:29)
mcfy tssss njy an!!
ikaretsaka humm angaha? mba teneno io zanjy lahy anareo io fa ampidi-doza anà eo klé!!
ikaretsaka humm angaha? mba teneno io zanjy lahy anareo io fa ampidi-doza anà eo klé!!
26. ikaretsaka
(
15/07/2004 03:25)
mumu an.. zaro @ lalana tokony alehany ny zaza...
anahy indray izoa ary
ao anatin'i mumu an
misy soridalanaaaa
arahan-dramasoooo
anahy indray izoa ary
ao anatin'i mumu an
misy soridalanaaaa
arahan-dramasoooo
28. ari.malala
(
15/07/2004 12:56)
hahaha! nareo reto an, mahita raha aby!
ramaso> hay tokoa moa tsy voatery ka ! mahay enao ê! anaovy hafa ndray hoe!
ramaso> hay tokoa moa tsy voatery ka ! mahay enao ê! anaovy hafa ndray hoe!
29. mumu
(
15/07/2004 18:13)
ramaso enao ary efa mahay hoy ny olona rehetsa kou inona ary no mbola ampianariko anao eo??
30. lanto
(
16/07/2004 13:33)
Ao anaty boky mena
Misy sori-dalana
Dia ny lalam-pandresena
Sy ny fahafahana
Maro be ny fahavalo
sy mpanakorotana
Isika anefa tsy himalo
Ny saranga arodana
Tsy mataho-maso mena
Ny tena mpitolona
Fa hahazo fandresena
Izay mahay mivondrona
Vonona hanolo tena
sahy hitar-tolona
Fanavotam-pirenena
No iantsoako olona
Dia ity ambony itsy ny refrain lollllll
Tena lé nanezakezaka nihira an'io tam mbola kely é !
Io ary lé hira ka hogadraina ve ? hihihih
Misy sori-dalana
Dia ny lalam-pandresena
Sy ny fahafahana
Maro be ny fahavalo
sy mpanakorotana
Isika anefa tsy himalo
Ny saranga arodana
Tsy mataho-maso mena
Ny tena mpitolona
Fa hahazo fandresena
Izay mahay mivondrona
Vonona hanolo tena
sahy hitar-tolona
Fanavotam-pirenena
No iantsoako olona
Dia ity ambony itsy ny refrain lollllll
Tena lé nanezakezaka nihira an'io tam mbola kely é !
Io ary lé hira ka hogadraina ve ? hihihih
31. ari.malala
(
16/07/2004 13:39)
iza no hanagadra an'i lanto? fa tena gravy enao raha resaka fitadidiana kle! sa mbola misy bokimena voatahiry any aminareo? mahay an!
32. lanto
(
16/07/2004 13:43)
hihi non tsy zah fa le hira no hogadraina kah ! Ary lé Interansinaly @ teny gasy ?
Tsy misy olona voaozona
Hanompo hatrany ny hafa
Tsy misy olona voaozona
Hotompoina sy hanjaka
Fa izay manana ny marina
Manaiky lembenana
Ampiasaina atao an-terivozona
Mba ho fadiranovana
.......
Ry ankizy ankehitrio sy ny sisa...
Bdb no mahay ry ari.malala fa mody gisa doly lollll
Tsy misy olona voaozona
Hanompo hatrany ny hafa
Tsy misy olona voaozona
Hotompoina sy hanjaka
Fa izay manana ny marina
Manaiky lembenana
Ampiasaina atao an-terivozona
Mba ho fadiranovana
.......
Ry ankizy ankehitrio sy ny sisa...
Bdb no mahay ry ari.malala fa mody gisa doly lollll
33. ari.malala
(
16/07/2004 14:15)
Inona io hira io? tsy haiko io, le resaka hira ao anaty bokimena v? za tena tsy mahay raha tsy io nalefanao io. Henoko fôna t@ fotoanany fa tsy norarahiako.
35. mcfy
(
16/07/2004 15:50)
lanto> ary njy zany tena mahitahita mitsy an. Sao d mba secretera exekutiva ary njy t@ reny e! hihihi
36. lanto
(
16/07/2004 16:07)
mcfy> fantatro mitsy fa zah njay no hataonareo tribonaly eto ! tsssss
ramaso>
Malagasy rehetra
Maniry te-ho sambatra
Inona ny fepetra
Hery sy ny tanjaka
Ndao hiara-hiasa sns
......
ôtsôts'izay e ?
dé hoe mamokatra mamokatra mamokatra hatrany ....
Ary lé hoe :
Arema mazoto izahay (3fois)
Miasa ho an'ny tanindrazanay !
oyé oyé oyé !!!
(aza mba fafana ange ry admin fa mbô sovenira e !) lollll
ramaso>
Malagasy rehetra
Maniry te-ho sambatra
Inona ny fepetra
Hery sy ny tanjaka
Ndao hiara-hiasa sns
......
ôtsôts'izay e ?
dé hoe mamokatra mamokatra mamokatra hatrany ....
Ary lé hoe :
Arema mazoto izahay (3fois)
Miasa ho an'ny tanindrazanay !
oyé oyé oyé !!!
(aza mba fafana ange ry admin fa mbô sovenira e !) lollll
38. lanto
(
23/07/2004 07:47)
ka lery toa tsy mahay mihira ! satroka penjy ny azy ! satria fa nahoana ? nafana be ny andro nandritra ny madaraid ! :-D
39. unik
(
27/07/2004 12:58)
misaotra ny mpandray anjara rehetra! isaorana manokana i Lanto nanome ny intégrale!
lanto> bises njy ma très chères Lanto :-*
lanto> bises njy ma très chères Lanto :-*