wanted !!!

1. unik ( 07/07/2004 06:51)
mitady ny tonon ilay hira hoe "Ao anaty boky mena", izay mahita, dia misaotra mialoha !!!
novalian'i unik ny 27/07/2004 12:58
2. wawawa ( 07/07/2004 15:16)
boky mena!
3. ikaretsaka ( 07/07/2004 15:59)
atao remix koa ve?
4. wawawa ( 07/07/2004 16:24)
5. mcfy ( 07/07/2004 21:42)
unik, il est unik ce bokin lol, efa lasa boky volamena le izy zao lol
6. yonikafopl ( 07/07/2004 22:51)
dadabe Ratsiraka angamba mbola manana tahiry fa any aminy mangataka unik a
7. fijo ( 07/07/2004 23:54)
ih,ih,ih,fa nokaikerin'inona kay i zabdry?
8. ikaretsaka ( 08/07/2004 03:13)
ha ha ha .. hafa indray iny...
9. fijo ( 09/07/2004 04:37)
mbola hira muse ve no tadiavina ko.
10. ari.malala ( 09/07/2004 05:19)
ramaso, maninona raha tsy manapa-tsinay!
11. kitjo ( 09/07/2004 05:31)
haahhahhahhhaaa
sao antsoin le mbaja hihira ho azy elah fa mampisehoa talenta eo tsara!
12. unik ( 09/07/2004 11:02)
misaotra an i ramaso nanome ny andalana roa voalohany dé mbola manantena ny fiaraha miasa aminny hafa!
13. yonikafopl ( 09/07/2004 11:15)
hi hi hi hi hi tsy ratsy indray iny an-dramaso iny marina
14. nyna ( 12/07/2004 15:09)
unik> ahoana no ahafantaranao fa ilay andininy roa voalohany ihany no izy? izany hoe efa hainao zany ilay tonony kou!!
za aza saiky nino raha tsy nahita ilay nosoratanao! hihihi
15. yonikafopl ( 12/07/2004 20:20)
ramaso so dia trop kosa kalou io e! aleo havadika njay hoe
MAREA= MAlagasy REraky ny Adipolitika.
16. ikaretsaka ( 12/07/2004 20:34)
Gravy ialahy ry maso
17. ari.malala ( 13/07/2004 12:57)
ramaso â! fa nanao cours tany @ Gotlieb sy Francis ary ny Fou hehy nga enao?
18. mcfy ( 13/07/2004 20:07)
Ny nahalalako azy ndray toa hoe godraka hono ny sasany d hoe Aremo Aho d nafoheziny le izy avy eo
19. mumu ( 13/07/2004 20:46)
ty ramaso ty tena tsssss! hihihihi
kely mahay zavatra!
20. mumu ( 13/07/2004 21:14)
ramaso ampianarinao hihira anio ve za? ountsssss!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1668