Sipa manana diplôma be

41. kitjo ( 10/07/2004 16:55)
Misy koa, na lahy na vavy, rehefa oe nahavita fianarana be dia mihevitra fa izy no role, ary mihevitra fa marina foana ka entiny oh fitondrana mpiasa ao @ orinasa ny tokantrano aveo,
manatanteraka izay baikony fts ny vadiny sy ny zanany.
Hany ka tsy misy fivelarana mitsy ny ankizy fa miandry baikoina foana ka mihanahana raha mba tafaraka @olona hafa raha tsy eo ilay ray na reny mpibaiko sy mpanome ny torolalana......

Io ndray lou tsa mamely fa lasa dominant(e) e...

Fa arakaraka ilay olona io e....
Tanjemo fts sao diplome fopla!
42. vegas ( 10/07/2004 20:15)
wawawa> misy bandy tia sipa donto fa tanjemo an. Tsy mampino fa misy.
Fa tsy itako ze idiran'ny fitiavana amin'zany aloha e:
"Ny voud no ampiadina ka ny diplôma no anontanina?"
43. yonikafopl ( 10/07/2004 23:28)
vegas hi hi hi hi hi hi hi
44. ikaretsaka ( 11/07/2004 03:40)
iny idray ra vegany no tsy hitako
45. pitchou ( 11/07/2004 07:47)
lasa mive... ra-vegas zany an! farafaharatsiny izy mba mahay mamaky teny sy manoratra e!
46. kitjo ( 11/07/2004 10:14)
Bon annif atmos!!!
ary tsisy manontany isan labozia ve ry atmos? sa diplome iany?hiihih
47. cutie ( 11/07/2004 22:32)
ny ahy njay aleo le oul samuy tsy misy itovizana no miaraka. Raha misy point commun be loatra manko lasa boring.
48. atmos ( 12/07/2004 02:28)
kitjo : merci @ firarian-tsoa e. Mitombo ihany izany fanontaniana izany ry kitjo an, rehefa mikoty sipa zany de, tiko enao fa in alou ny diplomanao de firy taona enao? hahaha,,, ca se complique...hihihi
49. pitchou ( 13/07/2004 10:16)
hihihi! tokony ampiana koa angamaba hoe firy vavy nareo d firy lahy? d firy @reo no saro-piaro be aminao? sao sanatria manana irony anadahy saro-piaro irony izy d aleo fantatra dieny mialoha ny risika! fa iny indray alou tsora be ny manontany azy e!
50. ari.malala ( 13/07/2004 11:30)
Bon annif zaby atmos ê! Zafady raha tara!

Hafahafa be koa izany hoe inona ny diplaomanao vao miaraka izany! Za alo tsy dia mino fa raha variana @ fianarana dia tsy mahay manao firaisana izany ê! Ohatran'ny tsy mitombina izany satria naturel be anie ny resaka firaisana ê!
51. atmos ( 13/07/2004 12:16)
ari.malala a, ne vaut tard que jamais e, misaotra @ tsy fanadinoana sy firarian-tsoa.

Ka mety le fomba naturel ihany zany no hainy @ fanaovana firaisana kou, le ketsan-drazana.

52. sariaka91 ( 13/07/2004 12:56)
atmos>
hapi beufday touiyou
hapi beufday touiyou
hapi beufday touiyou atmos
hapi beufday touyouuuuu
ffffffffffffffffff

azafady raha tara e !
53. ari.malala ( 13/07/2004 13:20)
Ka zao anie ê! Na ketsan-drazana io na ilay fomban( ny ankehitriny, anjaranao ilay miaraka aminy no manoro azy sy mampianatra azy raha tena tianao izy. Izay anie ilay fitiavana ê!
54. atmos ( 13/07/2004 21:32)
sariaka91: misaotra betsaka re eee, hay mahay mihira be mitsy enao ty, fa zany we la boeuf no tsy mety kely.

ramaso : elà anga nanao ohatr'izany kou?
55. yonikafopl ( 13/07/2004 21:34)
ary ramaso ity tsy @ maha tsy ampy taona azy fa tena mahay a!
sa njy ry mmumu no nampianatra azy zany????????????
56. atmos ( 14/07/2004 14:54)
f'in mou ry ramaso le fomban-drazana misamaka, vaovao indray zany!!!
57. atmos ( 16/07/2004 14:03)
ka tsy ho gravy be zany le mikôty sipa knou, tonga ohatrireny manao entrevue na entretien d'embauche @ asa reny mihitsy ny iafarany kou, ka ny an-dry ramaso aza ampiany we, mahay fomban-drazana misamaka ve ianao?
58. pitchou ( 23/07/2004 11:00)
:lol: fa atao am-bava nefa sa an-tsoratra le fikotina @ zany?
59. kitjo ( 23/07/2004 13:38)
tena "mikoty" ara-bakiteny mitsy zany ry atmos
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3286