Sipa manana diplôma be

21. wawawa ( 07/07/2004 16:41)
Ka zao anie e! Tsy voatery hoe bika, hatsaratarehy, harena, fahaizana.....no itiavana olona 1. Indraindray ve nareo taitra @ olona 1 dia vous vous demandez hoe Comment? Tena tsy genre-ko mht nefa tiako?
Amiko ny diplome dia atout 1. J'en suis sure koa hoe aleon'ny bandy sipa mahay toy zay sipa donto.
22. fijo ( 07/07/2004 23:07)
marina fa aleo sipa mahay.fa izao e.ny olona mahay be,dia tsy dia maharaka loatra eo ami'ilay firaisana.ary izy dia zavatra hafa no tena mahaliana azy.hany ka manahirana be ilay bandy tsy mitovy fahaizana aminy io fiarahana io,satria na dia hiaraka hijery sinema fotsiny aza dia efa olana satria ny film tian'ny iray tsy misy antony firy amin'ny ilay ilany.io indray indroa mety fa raha maharitra olana be.dia lasa mibirioka ny hiafaran'ilay iray.
23. wawawa ( 08/07/2004 00:09)
ka zao ko anie e: tsara raha ny bandy no maitre ny fiarahana. Raha mahay kokoa ilay sipa dia manana tendance voasitona @ sangany ilay bandy. Fa misy bandy hafa nefa tsy mampaninona anazy fa fier izy manana sipa mahay.
24. xxx ( 08/07/2004 11:51)
hay rehefa mahay sy manana diplome be lay sipa dia tsy mahay manao,dia raha tsy mahay an'io zany de ihbily rangahy,de hisam izy mitsam satria hijery cinéma fotsiny,tsy hahritra ntsony ny iray fa hitady any @ hafa.Tsisy hafa tsy resa-body izy ty ry zareo.
Marina ny anao viavy manana maha-izy azy,manana diplome,mijery tsara alohany hiditra sao dia sendra ny bandy loham-body ohatran'izany.Afaka mijoro tsy miraharaha,mahavita-teny,tsy mitamby @ lehilahy maivan-.Inona moa no raharahinao na vierge à 30 ans aza anao,misy diplome,misy jery tsara,inona no hitambazana @ izay lehilahy manao fisainam-body ohatran'izany.
25. peluche ( 08/07/2004 13:48)
mahagaga mihitsy an!
toa loham marina.Aza sendran'ny lehilahy toa an'izany fotsiny.
Raha manana ny maha-izy azy marina dia tsy mitamby sy mandefitra @na fisainana toy izany,indrindra mandinika tsara @ zay tsy lasa basy ariary fito sanatria.
26. rambofrau ( 08/07/2004 15:01)
Raha hitady asa angamba no hitako hoe ilaina ny Diplaoma fa tsy eo @ resaka fitiavana akory.
Sa nareo lhl rehefa mikoty sipa dia manontany aloha ho0e inona ny dpilaomanao???? any @ asa no manontany anizany.Misy koa anie ny be Diploma fa Dipl sandoka sady novidiana fotsiny eh,donc.....No Comment!
27. sariaka91 ( 08/07/2004 17:44)
Tsy te hanao sy tsy mazoto manao aminao izy raha tsy mahay mampirevy azy ianao. Tsy misy idiran\'ny diplôma sy ny fahaizana amin\'izany.
Ary misy sokajiny isankarazany ny olombelona fa tsy hoe manampahaizana sy donto fotsiny. Misy niveaux hafa anelanelan\'izay.
Farany, na inona marimpahaizana rehefa tsisy fahendrena dia tsisy ilana azy.
28. wawawa ( 08/07/2004 17:52)
Ka zao ange e! Ny education azonao dia miteny bedabe eo @ fomba fisainanao sy ny momba anao.
Tsy d'accord @ ilay hoe mahay=tsy mahay manao satria ny olona tsy manana diplome bedabe tsy voatery hoe any foana ny sainy. En plus, desir physique ny sexe, tsy dia misy idiran'ny hoe manana doctorat sa CEPE, samy mila sexe daholo ny rehetra.
Marina koa ilay hoe raha fahaizana tsisy fahendrena dia mitovy @ lion mort, tsy aleo chien vivant!
29. pitchou ( 08/07/2004 18:16)
d ahoana kay no fahitanareo an'zany? anontaniana alou zany we inn ny diplomanao sao tsy miady @piesiko? nefa kosa alou raha tena tsy misy hain'ilay iray mihitsy na diploma na tsy diploma ... d sarotra ihany! marina na sipa tsy mahay n'inn n'inn aza raha hety!!!
30. wawawa ( 08/07/2004 18:23)
Matetika koa anie ny olona mitovitovy diplome no mifanitona e!
31. atmos ( 08/07/2004 22:42)
pitchou: mampihomehy mihitsy enao ty marina e, k'aiza koa no anontaniana an'izany, ny phrase de paika hikôtina aza efa manahirana be indraindray ny manao azy ka vao maika mbola hanontany izany!!!!
32. wawawa ( 08/07/2004 22:57)
Sahirana nga enao?
33. fijo ( 09/07/2004 05:04)
ih,ih,ih, toa sahirana be ny sipa mahay rehetra e.marina io voalazako io,ary hita matetika io any US sy aty europa.misy stat efa nataondry zareo tany US fa ny vadina avocat sy juge any dia maro no mihodina satria tara revy be ny vadiny fa variana mampiasa loha lohatra amin'ny fianarany sy ny asany.
34. jhouhlambout ( 09/07/2004 09:28)
;-)
35. pitchou ( 09/07/2004 17:38)
na aodikodina foana eo ny resaka d farany v tsy ho hay hoe inn no diplaomany d atao hoe: "tiako ny diplomanao" (fa tsy hoe tiako enao)!
fa inn tokoa moa no tena manahirana an'i atmos @zany? atao @ taratasy kely alou d asaina tsarain'olona mahay tsipelina sy voambolana tsara d vakiana fotsiny sisa ko!
36. yonikafopl ( 09/07/2004 18:26)
ny an'i Fijo izany raha tsy mahavoa @ sex ny sipa tsy miditra @ piece ny raha azoko tsara.
Misy diploma koa ange ny sex e! ahazoana asa toy ny fanaovana porno lol
37. sariaka91 ( 09/07/2004 19:07)
fijou> stat fopla mbola tsy henoko izany. Ny marina kokoa rehefa raikitra sy mifantoka be loatra @ asa ny olona na lhl na vhv, dia mihena ny désir. Fa tsy ny diplôma mihintsy no mitondra izany. Rediredinge... zany amiko.Tsy misy ifandraisan'ny fahalalana sy ny resab...
38. atmos ( 10/07/2004 11:34)
pitchou, wawawa : ka aiza moa no hanontaniana ny diplomany nefa za ohatra mbola mikôty e. Raha tena reviko be le sipa, ny fikôtina @ fomba mahazatra no azo antoka, ny phrase tenenina aza amin'izany tandremana tsara sao vototsa le sipa. Ka raha vao maika ampiana hoe tiko enao fa in aloha ny diplomanao alohan'ny hikôtiko anao, tsy ho gravy be,... ka marina mihitsy ny tenin'i Pitchou io we, na sipa tsy manana n'inon'inona tokoa ve de hety an'izany. sa?? ahoana ny hevitrareo sipa reo @ izany?
39. yonikafopl ( 10/07/2004 16:38)
fa hono ho aho e! ianareo lhl ve tsy mba efa mahatsikaritra sy mahay manavaka ny olona nahita sy tsy nahita fianarana e!, misoritra eny @ Fiainana an-davanandro sy ny fomba firesany kosa angamba hoe nahita na tsy nahita fianarana izy e! fa le diploma kalou tsy misoratra e!
40. kitjo ( 10/07/2004 16:52)
Amiko aloha tsy hitako izay olana @ fananana diplome fa arakaraka ilay olona io, raha misaina izy dia ny hanasoa ny fiainana miaraka no tanjona,
miara-miasa hahasoa ny zvt rht!

Fa za zao mianatsa fa tsy le bossiste be rney fa reny masosotsa njjay fa borne(e) ny lohany ary tsy mba mahay mamalifaly tena mba manala azy fa antitra vety2 miaritory ambony kahie .....fa tsy mba eto @sera2,ihhiiih

Zay ngamba tsy ananako diplome le!lolll
Refa hay fts le izy d tsy koi fa diplome zany @ fitadiavana asa voalohany iany no important..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2912