Andao hianatra teny malagasy
42. mimich
(
05/08/2004 13:18)
Booboo fa nga tsy hoe "tomboka vatsy", ny fanoratra azy no tiako resahina io
44. mimich
(
05/08/2004 14:56)
dé avy @ inona hono aky no nahazoana ilay fanatambaran-teny , inona sy inona no natambatra , fa izay indray aho vao nahare izany
46. zzorro
(
11/08/2004 15:10)
fa ireny teny siantifika reny no tena misy dikany gasy "hafahafa" be (lova navelan'i fanagasiana tamin'ny andron'ny dadabe ratsiraka ireo :D )
Ohatra hoe tadidinareo ve ilay "fikisahana sy tovi-petraka", ny "mpihazaka" na koa ny "kiliriora na hidirozena" etc.?
Ohatra hoe tadidinareo ve ilay "fikisahana sy tovi-petraka", ny "mpihazaka" na koa ny "kiliriora na hidirozena" etc.?
47. kally
(
11/08/2004 20:25)
Ary ry zzorro angaha tsy nanao ny "takamoa" sy ny "daraboka" ary nitady "vala famaritana"?
48. mimich
(
27/08/2004 14:33)
ndao tohizana indray ilay fianarana e!
iza kay nomba mahay mandika an(ity @ tena malagasy ofisialay azafady "mierign'olo",
iza kay nomba mahay mandika an(ity @ tena malagasy ofisialay azafady "mierign'olo",
51. kitjo
(
12/10/2004 12:59)
mmhhh.....mba mahay ihany aho izany matoa tsy nisy niteny.
Alefaso indray ny lesona manaraka! :-P
Alefaso indray ny lesona manaraka! :-P
52. nyeja
(
05/11/2004 05:14)
fantatrareo ve ny dikan\'ny teny hoe \"eja \" ?
eja = anjara ny dikany voalohany
= ny haingo sy hatsarana
tsara ny teny malagasy ry zareo an , ankafizo an
eja = anjara ny dikany voalohany
= ny haingo sy hatsarana
tsara ny teny malagasy ry zareo an , ankafizo an