Andao hianatra teny malagasy
27. ari.malala
(
15/07/2004 14:22)
Ilay rehefa misy mihevina ve tsy efa misy an'ilay "à vos (tes) souhaits iny" ê! Dia ilay menaky ny aiko indray toa voadika @ cheri na mo amour na izay tenim-piangotiana tianao omena ny zanakao ê!
28. mabloo
(
15/07/2004 14:54)
""piso"" refa misy mievina e!!hihihi
manankarena tenim-piangotiana ny teny malagasy ka!!
manankarena tenim-piangotiana ny teny malagasy ka!!
33. pitchou
(
17/07/2004 15:50)
njy mimich otran'ny mila raharaha an! esorin'i ramaso eo tokoa ze teritery eny! aleo tonga d tapenana ny maso!
36. mimich
(
19/07/2004 07:15)
iny ndry no tsy hitako ry pitchou, soa fa nisy an'i mumu lasa sorona hi!hi!hi!
38. sipagasy
(
25/07/2004 16:05)
mbola tsy hitanareo angaha ilay "diksionera tpflm"?? jereo fa tena mahasoa, tenim-pirenena 3 no ao anatiny, izany hoe ny teny malagasy voadika ho teny frantsay, ny frantsay ho malagasy ary ny anglisy ho malagasy ary malagasy ho anglisy tena mahagaga, vita @ kapila manjelatra ilay izy. Mety ahitanao azy ao @ librairie MD Paoly any analakely....
39. kitjo
(
26/07/2004 02:37)
Ao @ FLM koa misy Antaninarenina aho nividy.
Toa ny foibe loterana mitsy namoaka azy iny. Tena tsara k!
Misy l"ogiciel" izay koa: fitenim-pirenena miisa 141 ary mitsara ny fomba fanonina (prononciation) koa. Toy ny "laboratoire de langue"
Fa manao ilay @ teny gasy aho fa lazainy "very bad" foana. Tttssss, mila tena tononina tsara ohatra ireny fanaon-dry mopera vazaha ireny (ianao fa tsy enao)