lehilahy sy vehivavy mpinamana

21. poupounesana ( 18/07/2004 17:20)
ary nareo v efa nahita mpifankatia lasa mpinamana b? zany hoe tsy miaraka intsony kanefa mbola miresaka tsara, mifankahazo tsara?
22. manjamanja ( 19/07/2004 16:44)
Rah lasa miaraka ndray ane izy 2 mpinamana de lasa simba le "complicité" é! Tsy mitovy ôtry ny taloh ntsony le fifampitondrana . Tsy maintsy misy zavatra miova ao. Ko tsy aleo ve mijanona ho mpinamana? Sady rah sanatria misaraka refa avy eo, tsy hivarina ntsony lay finamanana taloh.
23. booboo ( 14/08/2004 09:59)
mety miova fotsiny fa mpinamana ihany kah !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069