Materialista
21. hendry
(
30/06/2004 11:50)
Jereo @ lafitsarany ilay izy e! tsisy angamba ny maniry hidina ambany fa samy maniry ny hisondrotra daholo ka tsy voatery ho resaka materialisme foana ilay izy.
23. ikaretsaka
(
01/07/2004 03:46)
ka io ilay hoe misy mahafanaka malemy ny vehivavy sasany.. dia mitady fanaka mafy.. ilay materialy io mafy io
24. sariaka91
(
01/07/2004 09:48)
Tsy marina izany hoe interessées fotsiny ny vhv. Na manana toy n'inona aza ny lhl, rehefa tsy mahay manaja sy manome fitiavana ampy anay dia ousta ! Ny fanahy ihany no maha-olona.
26. fijo
(
01/07/2004 20:01)
raha ny tokony ho izydia izay ,fa matetika zavatra hafa no tena misy ry izy roa an.
27. booboo
(
02/07/2004 06:25)
ié, na izany aza misy tsy tafiditra ao anatin'ilay raha hafa mateti-pitranga
28. fiaritiana
(
12/08/2004 20:56)
manana daba ve ny kofa izay aho vao hiaraka aminy :?: tsia tsy mba mariky ny fitiavana mihitsy izany