te hatavy
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
41. fijo
(
07/10/2004 20:32)
nga bichette matavy no manoro an\'izany.
laingany fa ilay hevitra vidiana avy aty ihany no tsara.

![](https://avatar.serasera.org/8db580c56db65447a0d91bc06f62c66e.jpg)
42. nananie
(
08/10/2004 12:29)
Tsy miasa saina no angana ry zareo a! De mijanona ao ampandriana fôna. Aingana be mihintsy io.
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
46. ikaretsaka
(
15/10/2004 03:08)
tsy pepo tao ve letsy solomason\'ialahy io ry Ramaso raha botsina tao takolak\'ialahy le
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
47. ravatorano
(
15/10/2004 05:54)
izaho dia anisan ny ataon ny olona izay mahita anah fa matavy .Ka izao no hafatro aminao ;
marina ilay voalaza tery ambony hoe mankafiza rehefa misakafo esory amin ny eritreritrao ny stress sy ny manahirana ny lohanao fa fotoana lebe no atrehinao.Anisan ny manampy anao b d b amin ny fanatavezana ny vatanao izany :wink: .Efa nolazain i kitjo kouh ny pate fa raha tia an ireny ianao d tsy mila sakafo b menaka fa ireny d mety hampibotsina ny vatanao manontolo.
Izao kouh rehefa misakafa d mihinanan betsaka rehefa mazoto ary aza asiana lera izany fa raha misy ihany ny ho hanina d mamelesa raha te hatavy .
Ny tsininy d izao aorianakely ao ianao d hiady amin ny régime fa rehfa misakafo d mba mampiasa balance ihany kouh fa sao d diso bosaka eo indray.
rakibo :wink:

49. ikaretsaka
(
17/10/2004 23:35)
fa mahihy tahakan\'ny inona ilay mahihy kely lazainareo dia matavy tahakan\'ny inona ilay matavy?
![](https://avatar.serasera.org/0344adb607cb541118488284682da4dd.jpg)
50. vegas
(
18/10/2004 16:51)
mianara alou tsy mivaky loha fa raha mbola m iasa loha be njy de tsy hatavy mintsy na isesika vôtaminina aza.
![](https://avatar.serasera.org/52e8f3d714993de304fd86b10dc622e5.jpg)
51. chipie1
(
18/10/2004 19:00)
mahafantatra oul za miasa saina be nefa de matavy zany an! mihinakanina aradalana de zay
![](https://avatar.serasera.org/184ba13a394375ee976d529dd0128723.jpg)
53. liliha
(
19/10/2004 09:30)
Raha te hatavy dia mihinana produit laitier izay
lany isan\'andro ary tsy miferin\'aina na mora kizitina amin\'ny fiainana andavan\'andro .Tsy mivaky loha e ary tsy atao ambanin-javatra ny torimaso
lany isan\'andro ary tsy miferin\'aina na mora kizitina amin\'ny fiainana andavan\'andro .Tsy mivaky loha e ary tsy atao ambanin-javatra ny torimaso
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
54. fijo
(
19/10/2004 21:58)
raha ny fampiasana loha no olana ,esory ny loha. :-D :-D :-D aza sosotra an.dia mihinana kaly be.fa izao aloha.io hevitry ravato io aloha vola ka aty aloha ny vola.
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
55. ikaretsaka
(
20/10/2004 05:12)
aoka aloha!
ny produits laitiers sy ny ovy .. mampa ngeza sy vaventy ( lava, Ranjanana, nofonofosana ) fa tsy mampatavy akory
Ry zareo scandinaves sy zahay hatrany Bira zao voky ronono fa misy tsy matavy fa somary vaventy fotsiny (sy botrabotra hoy ny sasany)

![](https://avatar.serasera.org/53f9408f12716815eecaa0c08157cf70.jpg)
59. zandrinifijo
(
21/10/2004 04:03)
ratsy ane leretsy ny matax e, ôrera na tarehy na bika. sady mbôla andoa vola be apienàna tena refavy eo anaovana opération sy fitnes sy sakafo diététique.
aleo mitandrina faza manatavy tena zany sô lasa salamy kisoa eo vô anenina :-D
aleo mitandrina faza manatavy tena zany sô lasa salamy kisoa eo vô anenina :-D
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
60. fijo
(
21/10/2004 21:30)
za zao nihena be tsy nandany vola na ariary aza fa nikotrana fotsiny ko.