te hatavy

21. fatsoraly ( 03/07/2004 06:15)
Ary maninona ra mande @ reny FATNESS AEROBIC reny?
22. kitjo ( 03/07/2004 06:16)
hahahha
manaso "fatness" eo ambony vilia ze te hatavy
d manao "fitness" ambony terrain ze te ahia
Soa za fa mahay azy 2,hiihhihi
23. fatsoraly ( 03/07/2004 06:26)
mihina-kina-pôna de sady mampatavy no mampahia.

Iza koa no mahay an'ireo roa reo?

lol
24. kitjo ( 03/07/2004 06:34)
ianao rery!
25. fatsoraly ( 03/07/2004 06:41)
tsy haiko aloha fa nisy nanoratra io ambony io hoe:

"Soa za fa mahay azy 2,hiihhihi "

mazotoa homana tompoko ô!
26. kitjo ( 03/07/2004 06:43)
mahay manao fatness ambony vilia sy manao fitness ambony vilia (regime) sy sport

fa sty izy roa le mihinakinampona
27. fatsoraly ( 03/07/2004 06:44)
fa angaha tsy fôna tsy misy nininn le vilia?

d lasa mihinakina-pôna!
28. kitjo ( 03/07/2004 07:18)
ssss, mitady ho lasa badouraly enao

refa manao fatness ambony vilia d fenoina bdb ny vilia...
29. xxx ( 04/07/2004 10:03)
zao oully ah, rehefa tehatavyd aza mivaky loha b @zany resaka izany , alaivo fy tsara daholo zay hohaninao, matoria foana rhefa avy misakafo, d mihinana foana rehefa matsiaro noana! zao zany ny programanao!
maraina:petit dèj zay laninao
@10 :gouter
atoandro:zay tinao hoanina eo eh+sieste
après la sieste: hivereno ny sakafo atoandro
@5 eo ho eo : gouter
@6 sakafo alina voalohany
@9, alohan'ny hatory :mihinana zay misy azo hoanina ao antrano ao
hay ity no saika adinoko!asio trésorix koa eh!d mihinana odi-kankana
30. bichette ( 05/07/2004 06:36)
bonn izany, ry xxxxxx
31. fatsoraly ( 10/07/2004 05:34)
Vita matavy!
32. ikaretsaka ( 11/07/2004 03:39)
soa tsy misy mahazaka eo intsony i oully fa matavy loatra fa moramora ihany
33. kinaoly ( 13/07/2004 00:30)
tsy be morale fa tanjemo any ny mauvais cholesterole ooo
34. xxx ( 21/07/2004 17:32)
tsy arako intsony ny resaka fa variana nanatavy tena tany @ sisiny zà nefa mbola mahia ihany!
ikaretsaka> lé mahia mihitsy no tsy misy mahazaka kou :°)
35. nikopol ( 04/08/2004 06:44)
Ny mety hampatavy ny mahia, ary mety hampahia ny matavy dia ny fahadisoam-panantenana Goavana ara-pitiavana.

Io ny ahy no mba konseil omeko ny namana.

:lol:
36. bichette ( 04/08/2004 07:18)
mihinana ody kakana sao be kakana dia mihinana vitamine raha te hatavy
37. cafe ( 03/10/2004 21:23)
za kou aloha dé trantrany io probleme io te hatavy fa tsy mety mahazo aina nefa minana izay tiako ary tsy misy lera tsy mifidy sakafo aho fa tena mahakamo mihintsy
38. fijo ( 06/10/2004 20:38)
za matavy fa amidiko ny resety. :-D :-D :-D sady ny ahy avy dia ilay mety an.efa hitandry ihany aho e
39. bichette ( 07/10/2004 13:33)
raha te hatavy ve ? mihinàna fromage betsaka, maraina atoandro hariva dia ataovy ration ngeza fa tsy ilay tranche madinika ireny. Experience et resultat assuré à 100%. :wink:
40. booboo ( 07/10/2004 14:18)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4986