te ahiha

21. ikaretsaka ( 27/06/2004 02:58)
F amaninona an'i laisany mihitsy aza iny Kilaotiko iny.. Fanafenana MOve letsy izy de tsy hita ny ranjon'ny bandy fa Ra kinaoly kosa
22. kitjo ( 27/06/2004 06:38)
ahahaaaaahaha
ary mety hahia iany ko za zany le miaritory sady za tsy mila mahia be d miaritory qq heures,hiihih
23. xxx ( 27/06/2004 10:26)
miasà loha ! hihihi sangisangy iny ! izaho indray vao 2mois taty aoriana de niverina t@ poids teo aloha ! ary tsy mitombo tsy mihena h@ izao ! Tsy tia sakafo matavy aho nefa tia zavatra mamy ! tsy mihinanana 0% tsy mifady sakafo ! Tamin'ny voalohany nampinono aza tena nisakafo be mihitsy ! Fa tsy zah no atao pub..:)
aza mampijaly tena fa mihinana izay tena ilain'ny vatana e! sy izay mifanaraka @ asa vatana ataonao ! Mihinana voankazo betsaka sy zava-manta koa e!
24. kinaoly ( 29/06/2004 00:20)
ikaretsaka> fa nataoko inn njay kilaotinlà lety ? "kl "ane "klé" io fa tsy kilaoty e,
hihihi efa we ampidino wa ny dose-ny café-nlà fa be lôtsa
25. wawawa ( 06/07/2004 19:49)
Mihakely ve raha tsy misakafo mht fa manao ramadan pendant 1 mois?
26. ikaretsaka ( 07/07/2004 02:58)
kinaoly> ka tsy za tsony z araha vao mihena ny kawatriko letsy e
27. kinaoly ( 13/07/2004 00:34)
ikaretsaka> soloy le mug be fisotsonlà café iny lety a, amzay mihena ny dozy hihihi :D
efa nihena ve xxxxx ?
28. pitchou ( 17/07/2004 15:44)
aza d mery misotro kafe lotra fa tena mampihena kawatry io an! indrindra raha tsy asiana siramamy! potakizay!
29. sipagasy ( 22/07/2004 18:22)
ka misy anie ny matavy @ sakafo dia misy ny matavy nohon'ny aretina dia izaho izao matavy nohon'ny adintsaina dia ahoana ny atao??? hihihi
30. wawawa ( 22/07/2004 18:48)
Matavy noho ny adin-tsaina???????????? Hafa ndray zany.
31. kitjo ( 22/07/2004 23:38)
sao d miady saina d manary dia @sakafo kosa?

ramaso> tena marina io k!
32. kinaoly ( 28/07/2004 18:23)
sipagasy> efa henoko zay fa sao de manary dia @ ny sakafo marina kosa, raha izay dia ovaina fotsiny le sakafo anarina dia (atao hoe minana karoty na votabia fa tsy chocolat na mcdo, na donuts (hummm), na koa refa miady saina de mampiasa vatana :^)
efa nihena ve wa xxxxxx :?:
33. zandrinifijo ( 21/10/2004 04:09)
atsy amy lohahevitra ray atsy misy te hatavy. mifanarà aminy dia manaova opération. lafo be fa mbô ifapizaranareo eo ny vola lany
34. fijo ( 21/10/2004 21:35)
aza dia manao mahia loatra koa fa ratsy e.
35. sipagasy ( 01/05/2005 14:11)
efa nihena tokoa ve izay i xxx, volana vitsivitsy aty aoriana e!??? :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1712