havako ,havanao..
21. angie
(
18/06/2004 08:11)
ny ahy alou ny @ telefona no mampisy an'ioi indraindray fa za miantso an'i mamanay any Dago matetika sady elabe. nefa rehefa miantso ny rafozako dia fohy kely tsotra ny antony izy hitako matetika fa ny mamako isan-taona.
22. mimich
(
18/06/2004 09:19)
Conc:izay toetra ratsy rehetra anie izany dia lazainareo fa an'ny vhv daholo e! fa ny lhl anjely latsaka an-tany tsy mety diso. vive les hommes!
23. akamatiana
(
18/06/2004 13:35)
hi hi hi mimich , asa na de inn marina ny fiheveran 'ireo lhl antsiaka vhv
24. fijo
(
21/06/2004 23:00)
an an mihevitra tsara anareo izahay ka,fa ianareo kosa no manao an'io e.io izao i angie fa mba nihaiky.
25. angie
(
22/06/2004 08:46)
Ka logique be ange ny ahy e ny mamako any Dago na miantso isan'andro aza aho ka elaela tsy tokony hisy olana satria ary izy tsy hitako kou. ny azy ange mba hitanay isaky ny week-end zao e.
Sady ny tena marina resaka mba tiana hasiana sira fotsiny io satria tsy misy olana firy ny fiainana nefa rehefa mba misy discussion kely iny dia milay be lay fiombonana sa ahoana????
Sady ny tena marina resaka mba tiana hasiana sira fotsiny io satria tsy misy olana firy ny fiainana nefa rehefa mba misy discussion kely iny dia milay be lay fiombonana sa ahoana????
27. fijo
(
22/06/2004 22:41)
dia laniana any foana izany ny phone.aiza kosa no tsy hisy korontana kely le.