"on ne nait pas femme,on le devient"Simone de Beauvoir

41. pitchou ( 22/06/2004 16:32)
enao zany ange fijo zany tena manda ny hoe tokony hanana ny safidiny ny olonatsirairay e!
ary angaha tsy tianao izy mo? sa tsy mahay manao kaly? hihihi
42. fijo ( 22/06/2004 22:09)
ka tsy misakana ny safidy aho.fa raha ny fahitako azy dia mbola maro ny olona manao an'io.
raha vao tsy mahay manao kaly izany aloha dia tsy lasa e.
43. pitchou ( 23/06/2004 15:34)
ka tsy izay ataon'ny hafa ange no tsara e! fa izay tokony ho rariny sy hitsiny! ka izay efa mahatsapa an'izany d miezaka mampahafantatra izany! otran'ny fampiasana kapoty e! enao mahalala no tokony hitarika ny hafa @ ny mahamety an'io fa tsy hoe satria i ranona sy ranona tsy mampiasa d izay zany no tsara sy mety! mba mandraisa andraikitra e!
44. fijo ( 23/06/2004 20:38)
za tsy miteny hoe tsar io.fa tsy maninona koa ka.
45. pitchou ( 24/06/2004 06:40)
d asanao re ra-fijo! fa inn tsara moa zany no tokony hianaran'ny vhv lavitra raha toa ka hijanona tsy hanao n'inoninonn ao an-trano izy?
46. peluche ( 24/06/2004 10:50)
izay no nahatonga ahy nanontany an'i fijo an'ilay fantaniana ambony ary hoe sarotra ny manova ny lalam-piainana hatramin'izay hoe ny vehivavy mikarakara ny ao an-trano,ny lehilahy no mitady asa an'ivelany.Malahelo aho milaza @i pitchou fa mbola izay @ny ankapobeany ny zava-misy,tsy aty madagscar ihany fa na aty ivelany aza.
47. fijo ( 24/06/2004 22:56)
za koa anie tsy hoe tia an'io e.fa manao constatatio hoatra io voalazan'i peluche io
48. pitchou ( 25/06/2004 16:35)
voa mafy enao peluche ary tena mampalahelo (enao raha teo moa malahelo!!!!) raha mbola izay ny toe-tsainao sy nitezana anao! ny aty mada tsy izany mihitsy intsony (afatsy ny ao @ manodidina anao angaha)! ny karana aza efa tsy izany intsony
49. fijo ( 28/06/2004 21:55)
ka milaza ny hitany kosa izy.
50. ikaretsaka ( 28/06/2004 22:01)
hay moa?
51. pitchou ( 29/06/2004 06:38)
marina izany! mbola izay tokoa moa v no nitezana azy d aiza no ahafantariny ny fiovana misy? saingy ... peluche an! aza tezaina ho otran'izany intsony ny ankizy fa avelao hivelatra @mahaizy azy e! ataovy zay ahafahany miantsoroka sy mizaka ny safidiny fa aza influencer-na!
52. fijo ( 29/06/2004 21:39)
ka io mahita ny hafa dia manaraka hoazy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1575