Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra

1. tsilan ( 26/05/2004 00:42)
Ho antsika iza ary no maharitra ilay vokatry ny asa sa ny fanatanterahana ny asa?
Raha mijery ny fiarovana ny gidro sy ny biby ary ny ala mantsy dia toa hita fa te-haharitra eto avokoa ireo tetik'asa maro vahiny. Ka na dia efa fantany aza fa noho ny hanohanana diso tafa-hoatra no mahatonga ny olona hanimba ny ala sy hihaza ny biby. Dia tsy raharahiany akory izany olana izany, fa aleony maharitra ny fandripahana ny ala mba hitoetra eto mandrakizay izy ireo.
novalian'i tsilan ny 26/05/2004 23:38
2. kitjo ( 26/05/2004 03:18)
Izay inddra ,ny marina koa tsy miaro fts fa titre ijanona fts
Misy aza ireny no manondrana biby sy zava-maniry aty ivelany fa io ange le oe araho maso aby izy rht e, fa tsy tonga d omena ze tiany d ze anaovany azy

Mahagaga ahy tkou fa tena feno ary mifanisa @ coco ny "Ravinala" eto SIngapour, aona re no mety nahatongavan reny teto e,
3. fijo ( 26/05/2004 20:34)
ka izay mampidibola aloha no mahamay ny mpitondra.dia izao no vokany.
4. tsilan ( 26/05/2004 23:38)
Ny Gasy kely migadra raha ahatratrarana gidro na sokatra, fa ny sahan'ny vahiny feno gidro sy sokatra tsy maninona io fa reveo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3168