Mila torohevitra

21. yonikafopl ( 25/05/2004 15:21)
lema atao ahoana ny fampiasana ilay tanana? tonga dia raikitra ve ny safosafo sa ahoana? sa signe no ampiasaina?
22. ari.malala ( 26/05/2004 05:36)
mba tsy azoko marina ity ianao ry lema! atao ahoana no fampiasa tanana @ zany?
23. fijo ( 26/05/2004 22:35)
aleo i lema no hanoro azy fa io talentany.
24. ari.malala ( 27/05/2004 09:54)
Zany hono r'i lema â! mihetsika ianao!
25. fijo ( 27/05/2004 20:11)
aiza kosa ialahy ralema an.mba ampio fanazavana ny namana e.
26. ikaretsaka ( 27/05/2004 20:14)
ao ralema ao ralema
27. fijo ( 31/05/2004 21:39)
mbola lana nanaraka an'i blazy ralema ko
28. ari.malala ( 01/06/2004 10:02)
iza indray koa ity blazy! refa manolo kevitra moa d atao tsara hatr@ farany fa tsy ùety ilay manao resaka tsy loa body ê!
29. fijo ( 02/06/2004 00:19)
blazy minisitry ny fahasalamana mairan'ny toulouse taloha io e.nanaraka azy any i lema.
30. ikaretsaka ( 02/06/2004 00:59)
hmmmmmm misy tsy mazava le
31. ari.malala ( 02/06/2004 10:28)
ny in ndray re no tsy mazava ê! areheto ny jiro d mazava ary ê! :-)
32. fijo ( 02/06/2004 21:28)
raha vao miresaka an'i lema anie dia tsy mazafa foana e.ralema io ko.
33. ari.malala ( 03/06/2004 07:41)
azavao zany ralema â! ary aza manjavona moa fa te hanolo kevitra eo vao torak'hovitra!
34. fijo ( 03/06/2004 21:18)
izay ny an'ialahy ralema fa lazain'ny sipa fa mangovitra ialahy.lazao letsy dia vita an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0887