ny firaisana
22. fijo
(
26/05/2004 22:17)
izahay anie efa tia handrakandrana e,fa mitarika ny sasany izay tsy manana fahasahiana
23. mozart
(
01/06/2004 18:11)
zah aloha tsy manana hevitra betsaka ho lazaina fa zay ataonareo mety daholo e!
24. fijo
(
01/06/2004 21:12)
rehefa ok ny tadindikanga dia mety izay ramozart an.iny koa tsy ratsy ka
26. yonikafopl
(
04/06/2004 21:45)
fijo andramo daholo e! araraoty ny fotoana , sy ny occasion man-drapaha hi hi hiu
28. rinakely1
(
18/06/2004 15:20)
refa manao na misy fitiavana na tsia tsy koi zany e! manao d manao un point à la ligne!!!
30. xxx
(
30/08/2004 06:28)
Za sipa fa ny mahazendana ahy dia mahatsiaro mahavoa foana ny bandy nefa izahay no tena mahavoa: efa pensée masculine mihitsy io!!!
31. fijo
(
30/08/2004 20:55)
fa ahoana ianareo no mahavoa?izahay no mamely eo ko ianareo no mahavoa ahoana? :idea:
32. leonardodicaprio
(
25/10/2004 14:33)
ts\'isy maharatsy ny firaisana,fa ny pause atao no mamizaka. :-D :-D :-D