ny firaisana

1. xxx ( 12/05/2004 14:24)
aminareo bandy ato, raha manao relation amin'ny sipanareo taloha ianareo dia inona no eprouver-nareo ?
misy fitiavana ve sa mba manimanina fotsiny sa tsy misy olona hanaovana de ilay sipanareo talou no anaovanareo ??? sa vraiment filàna be fotsiny ?
sese
novalian'i fijo ny 26/10/2004 00:04
2. xxx ( 12/05/2004 14:50)
Aleo atao hoe misy fitiavana dia amin'izay ianao faly.
Zay ny zava-dehibe.
3. ikaretsaka ( 12/05/2004 22:33)
fitiavana tokoa moa izany.. fitiavana ny filan'ny nofo...
4. fijo ( 12/05/2004 22:36)
izay indrindra.sady mba hofahatsiarovana ny lasa e.
5. xxx ( 13/05/2004 12:06)
nul be zany e! sipa be dia be eran'ny tanà na io leity a!
6. nananie ( 13/05/2004 12:14)
Nul marina! Refa vita reto ny tantara de avadika ny pejy a!
7. booboo ( 13/05/2004 12:17)
dé maka cahier vaovao indray
8. nananie ( 13/05/2004 12:19)
Fa tsy voatery eo ny eo kosa angamba booboo a. sa?
9. booboo ( 13/05/2004 12:35)
asa kou ! misy tonga dé efa manana stôky vrakiny be, misy mbola hitady, misy mety hivadika solaitra fa leo cahier... arakaraka ny tsirairay io
10. jhouhlambout ( 14/05/2004 08:27)
Nareo ve tsy mba nijery album photo rehefa manimanina ny lasa?
Toy izany ny sensation rehefa manao an'ilay izy.
11. joda ( 15/05/2004 09:56)
izaho aloha tena mbola mankafy be mihintsy e
sarotra ny mandainga
12. fijo ( 17/05/2004 23:12)
za koa dia mbola maka tsirony ka.
13. chipie1 ( 19/05/2004 08:22)
aleo avadika ny pejy, na miova cahier
14. angie ( 19/05/2004 09:43)
ka raha izany ve tsy aleonareo miverina. ny dikan'io ange dia mbola mifankatia e. sa tena mety hoe io fotsiny fa rehefa avy eo ny vady be tiana ihany. mandehana mankany @ psy fa sao dia misy blèm.
15. booboo ( 19/05/2004 11:18)
vadiko vadiko ihany ô fa ny sipako sipako koa ouz ilay hira izay !
chipie1> ekena
16. fijo ( 19/05/2004 20:32)
angie a,blema iona indray ary.tsiahy fotsiny iny.
17. angie ( 21/05/2004 09:47)
mba matotra fijo, angamba tena hodiso fanantenana ny sipa te hiditra raha mahita ny hevitrareo eto njay2.
18. peluche ( 21/05/2004 14:29)
diso fanatenana fotsiny ve?
19. ikaretsaka ( 22/05/2004 03:41)
andramo aloha fa aza kivy ambony ihany... vao ny lohany ve no hita de....
20. fijo ( 25/05/2004 23:50)
izay mantsy,andramo aloha fa sao dia ato ihany ary no ahitana ilay tena izy.sa tsy te ahalala zavatra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1619