LA PASSION DU CHRIST (film)

41. fijo ( 18/05/2004 22:26)
rindra kely o,mbola tsy manana aho izao,fa izay hazoko homena kosa dia homeko foana.ohatra kely.za dia mpanome akanjo ireny secour catholika ireny.tsy fohiko ariana ilay izy dia alefako any.
koa raha nanambola aho mety mba nahatsangana asa ahafahako mampiasa ireo tsy anasa ,izay heveriko fa tena fanampiana be azy ireo.
saingy tsy nisy mpihaino moa ilay fangatahako ka dia tsy tomponandraikitra amin'izay aho e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2615