MAMPIARAKA

21. hendry ( 07/05/2004 17:31)
fijo> hahaha vao haingana zany, t@ taona 2002, fa naheno aho hoe reny bandy reny hono misandoka te hahazo vola fotsiny fa tsy tena mpiasan´ny université akory, asa nefa. Tsy sika aloha ilay izy e, na zany aza dia teo ambony vato akaiky tanimbary koa zahay no tratra. Zany hoe eny zany no tena ambesan-dry zalahy isany.
22. xxx ( 07/05/2004 23:02)
tsy teneniko ny anarako fa sao misy mijery ato ka tapaka ny tendako!!!

za nitsoka tato an-trano nalain'i lery fa tsy nisy nahafantatra dia nankany aminy dia naninona ary o ......!dia avy eo nody fotsiny fa tsy nisy nahatratra fa efa natahotra ihany ny ho taraiky @ olona ato an-trano!!!
23. fijo ( 10/05/2004 22:16)
hendry>mpiasa ao amin'ny agro ireny fa tsy izany ny asany fa rehefa mahatra izy dia mody mapitaotra mila vola.ary eo amin'io toerana io no maro mpandeha angamba matoa eny no tena handrasany.
24. bogosy ( 11/05/2004 11:25)
niaraka tamin sipa de nisy ni-telephone de noraisin\'ilay joba ary niresaka tao izy mitsam.Nony avy eo vao nifanazava.za ko fetsy
25. aladin ( 11/05/2004 11:59)
nitondra sipa teny am-pianarana!de teny @ 3è étage ny salle an teny ampefiloha io!de nilaozany nitazatazana ny tanana milay be avy eny ambony eny kay kobon'ny prof tampoka hoe tsy mpianatra tao akory ity izy! Fa tsy nikôzy betsaka lery fa navelany teo ihany avy eo!
26. fijo ( 11/05/2004 21:28)
izany ka prof an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.517