Inona no mba fahafinaretanreo?

21. hery ( 05/05/2004 20:14)
Ny ahy ilay mifoha alohan'ny fotoana dia mbola mahatsapa hoe kiii, mbola misy adin'ny iray hatoriana...
Dé indraindray alefa aloha mihitsy ny réveil mba hakàna an'io fahafinaretana io.
22. ikaretsaka ( 05/05/2004 20:37)
miditra ao anaty trano mafana raha sendra ny ririnina any canada @ ilay -30 degres ireny koa tsara ery!
23. jhouhlambout ( 06/05/2004 06:45)
mijery télé 48h/24
24. oully ( 06/05/2004 16:49)
aladin> mahafinaritra ahy lé avy nifandratra sy niadiady kely dé niombona. Bizzz aladin!
25. aladin ( 06/05/2004 19:27)
oully>hihihi!mmmoooooooouuuuuuuuuuaaaaahhhh!
26. oully ( 07/05/2004 12:42)
aladin> ary miala teo amin'izay isika ndahy fa manakana ny olona tsy hilaza izay mahafinaritra azy.
27. nananie ( 07/05/2004 16:26)
ny ahy refa mirava avy mianatra de tonga dia atsipy ny kitapo de mankeo ambony fandrina mihinana goûté.
28. hendry ( 07/05/2004 17:38)
nisy hadino manao afondasy eny @ plage @ alimbe @ voyage d´études na colonie de vacances na miaraka @ namana fotsiny.
29. clarys ( 08/05/2004 19:29)
Za mahfainaritra ahy le mihehy tany vaky. Mikakakaka mila ho tapatsinay dé otran'ny misy ranomaso mivôka iny. Dé reviko be kou le fofon-kendy ireny (masikita, akoho, ovy...)
30. fatou ( 09/05/2004 11:36)
nena le mitsikilo mpam's refa le any @ dezaka ireny no tena reveko,any ambony indrindra no matory(3 mitsam farafahakeliny raha hanandrana fa tsy mampahita tory an!) tena sensation forte tsy ahiana hahafaty mihitsy.Fa ny tena nampme de zao: razoky mpiasa tao antrano no hitanay t@zay fivoriampianakams ndremande zay.Menaka tiko 5 litre no nentinay tany,lanin lery 1 alina fotsiny.
31. fijo ( 11/05/2004 00:00)
ny tena mahafinaritra ahy dia ilay miaraka amina akama maro dia lasa resaka eo.raha misy "gasy lahy" moa vao miha tsara.
32. mumu ( 11/05/2004 08:35)
ilay mikakakaka mivanitika kou mafinaritra ka
33. kitjo ( 11/05/2004 11:38)
esy eee znay rht zany mahafinaritra aby

ny ahy koa aloha le avy orana b d tonga ao antrano, d avy misolo akanjo d hidina aby ny rideau d arehitra ny veilleuse d maka koety d eo ambony canape mijery tele sady mihinankanina na mitelefone,ihhiihhi
34. olly ( 14/05/2004 18:55)
nena le mijery couchée d soleil eny @ plage , d le fou rire reny refa le mfandray tsara iny n onde!
35. olly ( 14/05/2004 18:56)
nena le mijery couchée d soleil eny @ plage , d le fou rire reny refa le mfandray tsara iny n onde!
36. chipie1 ( 15/05/2004 09:21)
nena ilay milalao ranomasina de mifampitoraka rano sy mivanitika reny indrindra mou refa misy onja.hmmm ny masoandro mody no mampalaelo
37. hasinoro ( 18/05/2004 06:50)
Ny mihinan-kanina de matory be avyeo!
38. fijo ( 18/05/2004 22:52)
le poritra be dia mahita WC,tena sonenika mihintsy mandefa azy any.
39. nala ( 27/05/2004 16:59)
tena tsy haiko ry reto fa tena mahafinaritra be ahy ny maheno an'ilay vônna letchi hitsahina de mikarepoka ao ambany kiraroko ao, hatramin'ny mbola kely io an !
40. ikaretsaka ( 27/05/2004 20:22)
ny ahy le ohatran'ny sachets famonosana entana misy bullles ireny sia mamaky ilay bulles @ tanana no mikipy mihidy vazana... hmmmmmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0089