fitiavan'dry môpera....
41. fijo
(
10/06/2004 22:27)
ny ankabeazan'ny olona dia maka io hevitrao io ry vazol.ka izay no mahatonga azy hitsara.saingy tokony tsy hadino fa olona izy.ary tokony hanazava koa ry zareo ny antony tsy hanambadiany mba tsy hanimba ny sain'olona.
42. aloesy
(
13/06/2004 16:31)
Aza mandany andro amin´ny fitsingolohana fiainan´olona fa fiainany zany e! Ny anao amboarina sy atao zay hahafiainana mendrika azy.Avelao ho azy ny fiainan-dry mompera sy frera ary masera.izy reo no nanao voady fa tsy ianao na izaho,ka raha misy fivadihany à zany de izy no handray ny vokany eo anatrehan´Ilay nanaovany voady, Donc, avelao ry zareo hiaina ny fiainany fa aza mitsabaka amin´ny tsy an´ny tena sy ny zavatra tsy fantatra sy tsy niainana.
43. xxx
(
13/06/2004 23:05)
Zah kou ôtran'ny mba te hiditra amin'ny resaka.
Fa maninona hoa i Dadan'i Gilbert etsy ambany avaratra no hitako mitazotazona an'i nenitoa Zoly isakariva kanefa i Maman'i Gilbert aza efa niditra hopitaly mihitsy tamin'ilay Dely kely nampidiriny antrano teny Anosizato iny.
:) resaka fiainan'oul

44. alz
(
14/06/2004 14:26)
Tena misy mahay mampiasa X mihintsy ny namana ato.
Fa resaka fiainan'olona koa aloha izay e.
Hi!hi!hi!
Fa resaka fiainan'olona koa aloha izay e.
Hi!hi!hi!
46. rivorijasoa
(
19/07/2004 05:03)
aloesy> Aoka kosa aloha hazava fa ny antsika hevitra ampiadiana no eto satria misy ny manome lohahevitra dia misy ny manome zanakevitra dia misokatra ny adihevitra. Fa raha raràna tsy hiresaka ary ny olona dia inona intsony no hiadiana hevitra ato anaty forum?
Aleo indray ny fiainan'ny biby no kianina fa ireny angamba no tsy mahalala izany atao hoe fitsikerana izany , sady ny tsikera ange mahatsara zavatra indraindray e! :( :? :o :lol: :D :-D
Aleo indray ny fiainan'ny biby no kianina fa ireny angamba no tsy mahalala izany atao hoe fitsikerana izany , sady ny tsikera ange mahatsara zavatra indraindray e! :( :? :o :lol: :D :-D
49. methode
(
05/08/2004 22:56)
Fa inona mihitsy aloh ano tsy aritry ny olona amin'le mompera fa toa feno resaka momba ny mompera ato amin'ny site ato e!! Sady toa resaka mitovy ihany no miverimberina eo!!