fitiavan'dry môpera....
22. fijo
(
05/05/2004 23:34)
izy kosa anie miresaka ny fampiasana fa tsy hoe fikajiana ilay taova e.tsy mitovy ireo.
23. jhouhlambout
(
06/05/2004 06:53)
Koa ampiasao ireo fa manjary tsisy dikany fotsiny raha tsy miasa
25. mimita
(
06/05/2004 16:20)
nareo v tsy mahakobo le hirany jeneraly le we:mopera anie,aoka ho fantatrao,fa toy ny olona retra ,mahavita zay rasty ze vitanao fa indrisy manafina toetra!!....alahady mano akanjo lava b,porofo fa izy mopera,ankotra izay d mandende mamangivangy mamera!!efa enonareo v io hira io e!!asa io ra mba marina fa matou i jeneraly mihira an'io d mety efa nahita!!sa ahona ozy nareo?
26. xxx
(
06/05/2004 18:27)
mahita ny akanjony lava ianao, dia migaga fa izy no masina....Tsy vitan'izay famangiana anie na manentana fotsiny ihany. Fa sady mamoaka ilay lango be
27. fijo
(
06/05/2004 22:07)
marina ireo voalazan'ny hira ireo,saingy tsy hitako izay hanomezana tsiny azy.olombelona koa anie izy e.
30. nala
(
12/05/2004 16:56)
Andray kosa ty Fijo, aza manonononompaona ohatrizany!
Niresaka tamina mompera izay koa aho de hoy izy hoe: raha izaho ve no nahabevohoka sipa ? tsy afaka mibedy ahy amizany ny eveka fa anjarako no mitady fomba hamelomana azy. Ovaina toerana aho de any lazaina fa havako izy ireo, de miara-monina amiko, tsy misy mahalala hoe zanako anie io ary miaraka amiko anie ito.
Niresaka tamina mompera izay koa aho de hoy izy hoe: raha izaho ve no nahabevohoka sipa ? tsy afaka mibedy ahy amizany ny eveka fa anjarako no mitady fomba hamelomana azy. Ovaina toerana aho de any lazaina fa havako izy ireo, de miara-monina amiko, tsy misy mahalala hoe zanako anie io ary miaraka amiko anie ito.
32. xxx
(
12/05/2004 22:16)
na i Rajesosy aza nitazona filahiana rehefa mipipi ko . angaha raha masina de hoe tena tsy manao ninoninona mihitsy?
33. xxx
(
13/05/2004 10:48)
ny masera , frera , mompera de olombelona mitovy ny tena ihany
ka de dinidiniho @ izany aza e!
ka de dinidiniho @ izany aza e!
35. cutie
(
01/06/2004 18:11)
Io arakaraka le mompera na masera na frere e. Misy ny sasany maha fehy tena fa ny sasany kosa dia misary adala.
36. fijo
(
02/06/2004 00:26)
ka io indray letsy izay manao zavatra mihafina ihany no mahaliana an.raha misy olona avy dia manao slipo eo,tsy mahataitra iny,fa raha manao mini izy ka misy miseho kely dia any daholo ny mason'ny rehetra.
37. ikaretsaka
(
02/06/2004 01:00)
misy mahamarina an'i ramaso ihany an.. io mpitsiritsirika io .. ny vilian'ialahy aloha jerena le
40. vazol
(
10/06/2004 19:55)
Ho ahy ry zareo, ny tena olana anie dia mifantoka amin'ny safidy natao e ka raha safidy natao an-kalalahana dia miatrika ny vokany an-kalalahana ihany koa satria safidy miteraka andraikitra io,ok?