i samoela

21. ikaretsaka ( 07/05/2004 00:39)
mahagaga tokoa.. ka tsy marina sy tsy hiainantsika andavanandro ary ve ny zavatra lazain-dry samoela @ hirany sy ny fomba filazany azy?.. eo dia mody anona eo aby
22. mumu ( 07/05/2004 07:43)
taiza ndray no nisy anio fomba fiteny io ry fijo? eo de manao poeme moramora eo hihihi.
samy manana ny andraisany azy tsy misy resaka fiatsarambelatsihy izany
23. mumu ( 07/05/2004 21:24)
ramaso i fijo ane no tokony hanazava fa tsy zae???
24. fijo ( 10/05/2004 22:34)
ny atao hoe miatsaravelatsia dia ny olona milaza ny mifanohitra amin'ny izay sainanay.
ka marina ve sadiso aminao io lazain'ikaretsaka io?
fomba fiteny hitako fa hiainana'nireo mpivavaka maro io.
25. mumu ( 11/05/2004 08:17)
misy hiainantsika andavanandro nefa misy kousa tsy izy??? mais booofffff!!!...
26. fijo ( 11/05/2004 23:02)
valio tokoa hoe io ry mumu?
27. kitjo ( 12/05/2004 00:15)
za lo mahita kosa fa zava -marina arytena iainan ol le zvt lazainy e.
Ny fomba filazany azy fts no mandratran sofin sasany, ts ifanomezantsiny
Fa ra ny zvt teneniny ngamba d misy olona mahatsapa ho voatonina satria tena fiainan ankapobeny le izyary mamely mazana d izay no tsy ahavoazan ol azy
asa aloha e!!
28. ikaretsaka ( 12/05/2004 04:54)
marina mihitsy io an'i kitjo io.. ny anampiako azy kely fotsiny dia .. ny fomba filazan'i samoela azy dia tena filazan'ilay olona andavanandro mihitsy.. firifiry moa no mifanao ianona sy Razoky sy Ikala.. anona ity sy ny soratsoratra misy hoe nyAlika no mivalana eto eraky ny tanana?
Mody Fanina raty trano tssss
29. mumu ( 12/05/2004 07:19)
raha miaino anilay hira ketadoza iny ianareo .Ny fitenenana ny alika ...Razoky... Ikala....tsy koi ane reny e!!!reny de iainana andavanandro!!!
misaotra e!
30. kitjo ( 12/05/2004 09:18)
k zay,
misy fiteny andavanandro nefa tsy fitenin olona rht ka!
misy zany manohintohina ny fiarahamonina iany kosa

fa araak2 ilay olona hiantefany io fa za aloha ts d manome tsiny azy fa oh zay mahatonga ny inspiration-ny ahavoahany an le hira d aleo amzay

anjaran tsiray2 ze tsy te hiaino d manodina onde
31. mumu ( 12/05/2004 09:46)
kitjo ka zay ange no tiko ambara e!!
misy fitenenana manohina an'ny sasany misy normal ho an'ny sasany eo ilay tsy fitoviankevitra fa tsy misy resaka fiatsaram-belatsihy!!
32. fijo ( 12/05/2004 22:50)
ka izay voa manodidina izany e.
33. ikaretsaka ( 12/05/2004 23:04)
izay mihitsy.. izay vo amanodidina ..
34. kitjo ( 13/05/2004 18:14)
manodidina mitety onde-na radio

mumu> tsy any @ le tononkira votoatiny ny olana zany fa le fomba filazany azy e, ny teny entiny milaza azy

vao manika miakatra be zao ny inspirationlery any @ maizina any an, sa efa nivoka???

ary azo eritreretina znay ny oe olona hafa manao dikanteny iombonana mihira hiran Samoela an
Fa mety tsy hivoka fa le fiteniny oh hafahafa iny mitsy no mampivoka le tononkira anefa
35. fijo ( 13/05/2004 21:54)
ka izay mihintsy.misy an'iny hiavahany amin'ny hafa dia raha ovana iny dia tsy izy intsony fa avelao hijanona amin'iny e.
36. kitjo ( 14/05/2004 01:00)
ekena ee
37. chipie1 ( 14/05/2004 17:32)
samy manana ny tiany io e! fa za raha ny feonkirany de tiko fa ny paroles ny sasany "no comment"
38. fijo ( 17/05/2004 23:33)
nefa ve ianao tia paroles rap?
39. chipie1 ( 18/05/2004 16:09)
fijo: misy tiako misy tsy tiako
40. fijo ( 18/05/2004 20:26)
iny mantsy mivantambatana toa an'i samoela
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1005