Ataon ny vehivavy midelira
21. cherri
(
06/05/2004 10:12)
Fa ahoana moa le hoe midelira e! Raha milaza ny ao ampo ve de we midelira ko tsy midelira dôly ny rehetra ? Ny mihanikazo no tena be delira sy izay tsy mahafehy intsony ny tiana holazaina fa miteniteny izao antsanga tsy aman'orana rehetra izao
22. pitchou
(
08/05/2004 05:34)
jhoul> d raha "lire" no tadiaviny d tonga d omeo azy fa aza miandry setriny sy takalony e!
24. pitchou
(
11/05/2004 16:18)
ka hoy jhoul hoe izay tadiaviny d omena azy ka! "lire" no tadiaviny d tonga d omena azy fa tsy hoe inona ny takalony e hoy a hoe
26. pitchou
(
13/05/2004 15:41)
d aza mizesta @ hoe omena azy izay tadiaviny aza e! satria lainga izany izany!
27. pitchou
(
15/05/2004 03:18)
d mbola vao hianatra fiteny vaovao hafa izany ianao ko! satria tsy ahafahanao mamaky ahy ny fiteny hainao fantatro ! hihihihihihiii!
28. jhouhlambout
(
15/05/2004 22:11)
pitchou> ka matoa midelire dia mitady-lire ka omena, ary rehefa mahazo dia faly!
30. pitchou
(
20/05/2004 05:57)
jhoul> eny e! omenao lire izy ange e! fa @maha zaza tsara taiza anao d mitady takalony enao!! sady bedin'i tonton fijo eo enao raha manome tsy foyfoy an!
33. fijo
(
26/05/2004 04:58)
na dolara,fa lafo loatra ny euro e.na aza homena mihintsy fa manadala e
37. pitchou
(
04/06/2004 18:14)
ahoana ary i jhoul no niova hevitra sahady? ianao ihany no nanoso-kevitra hoe omenao lire izy ko!