Ataon ny vehivavy midelira

1. imailaka ( 03/05/2004 11:53)
euh
rehefa dinihina eto
dia toa betsaka mintssss no ataon y jô midelira..........................
ary ny contraire aôna tsy de misy ve sa misy iany ny jô midelira amin ny kofy.
....................
novalian'i pitchou ny 04/06/2004 18:14
2. mumu ( 03/05/2004 11:54)
hmmm efa tratra imailaka zany hiihih
3. aladin ( 03/05/2004 12:00)
iza 'zao no kofy nataony nidelire de aôna ny delirany?hihihi
fa raha misy izany de tsy maintsy misy kou ny jô 'zany kou!
4. aladin ( 03/05/2004 12:01)
iza 'zao no kofy nataony nidelire de aôna ny delirany?hihihi
fa raha misy izany de tsy maintsy misy kou ny jô 'zany kou!
5. imailaka ( 03/05/2004 12:27)
constatation ry mumu a
fa raha efa nampidelira enao de mety ho possible oe nidelira imailaka....
:-P
6. ravatorano ( 03/05/2004 13:50)
any amin ny chat no be midelira fa tsy eto amin ny forum kosany e ary efa mety nisy mihitsy matoa ry imailaka vaky barara.
Ny jo anie rehefa midelira mandrotsaka koa e na ranomaso io na ranin 'i** na ....ary tena ankatoka mihitsy an
7. mimita ( 03/05/2004 14:33)
ra ny fahitako azy alou ny sipa no tena b midelira e!!fa rare ny bandy mano anzany!!fa nga enao tena nataony sipa nidelira mitsy,in zany mba nataony sipa nampidelira nao zany ry imailaka,mba tiko ho fantatra ataoko @ le bandy reny mba andramana ra midelira lery!!hihi
8. ikaretsaka ( 03/05/2004 18:05)
anipazo lira izany midelira izany e
9. fijo ( 03/05/2004 20:42)
tsy mahita tsara ve imailaka izany e.ny sipa no midelira ato fa tsy ny bandy.
10. yonikafopl ( 04/05/2004 11:26)
rehefa tonga ilay santimaka midelira doly kosa e! na bandy na sipa io
11. ravatorano ( 04/05/2004 12:47)
ny kofa na dia be satimaka aza tena mbola sarotra vao midelira .
Ny joba ne na dia zavatra tsy de maninn akoriny defa ny delira no betsaka e
Asa na tsy ampy lire araky ny voalazan ny namana eo ambony tokoa ka mila omena dia mangina.
12. pitchou ( 04/05/2004 16:00)
fa inona aloha hono no nampidelira an'izany olona rehetra izany e! voan'ny tazo mahery?
13. ikaretsaka ( 04/05/2004 16:51)
mihanikazo ka
14. fijo ( 04/05/2004 21:29)
izay ilay joint ry reto fa tonga an.dory e.
marina io voalazan'i ravato io,fa sinema koa ny sasany ko
15. jhouhlambout ( 05/05/2004 07:58)
Ka tsotra fotsiny, omena an' ilay vehivavy ny tadiaviny, avy eo ampy "lire" tsara dia tsy midelire tsony, hehehe...
16. mumu ( 05/05/2004 08:00)
ravatorano: na ny kôfa na ny jôba de samy mora midelira daolo
ikaretsaka: inn ndray ny hazo ianihina toi eo tssss
17. jhouhlambout ( 05/05/2004 18:13)
:-)
18. mimita ( 05/05/2004 18:36)
samy midelira daholo ry nga fa aza miseho milay eo nareo kofa a!!aza afenina zany io fa lasa adala eo nge mnreo ra manafina e!!kozy e!!sa mahafinaritra anreo mitsy le mahita sipa midelira reny?nareo wa tena tssss
19. ikaretsaka ( 05/05/2004 22:43)
zay mihitsy ry mimita an.. io be afinafina sy mifanenjika io io ihany ny mahavoa ny gasy.. dia inona izao no ilana na ataon'ny vehvavy midelira na mampidelira ?
20. fijo ( 05/05/2004 23:50)
satria ny sasany tsy midelira.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1678