Angano kay ny GEN.1-6

41. fijo ( 12/05/2004 23:55)
ka ireny no tena atahorana satria mora ampidirina lalina.ohatra,izay nahita ilay doc momba ny afgan iny;dia nisy bandy pakistanais iny nanontaniana hoe :" fa maninona ianao no nandeha niady tay afganistan?"valiny:"satria hoy ny mpitarika fivavahany hoe raha silamo dia tokony hiady any"
fanontaniana:"raha asainy mamono ahy izany ianao dia mamono;nefa za tsy nanao ratsy anao,"
valiny :"ie satria amin'izay aho mahazo ny paradisan'i mahome"
dia toa io no hiafaran'ilay manao tsianjery fotsiny.tsy mahay manavaka intsony,fa avy dia manatanteraka fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2425