Angano kay ny GEN.1-6
21. hery
(
04/05/2004 20:02)
Hoy i tia_ery "Amiko raha soratanan'olona fotsiny ihany io ka niainga tamin'izay niainany sy izay traikefa hitany dia mino marimarina aho fa tsy ho nisy izao tsy fitoviana izao."
1. Tsy niteny aho hoe soratanan'olona FOTSINY satria eo dia eo ilay inspiration. Fa ny inspiration tsy midika hoe dictée.
2. Ny tsy fitoviana misy anefa dia midika mihitsy fa hoe soratanan'Olombelona ihany koa ny Baiboly. Andriamanitra no miteny fa amin'ny alalan'ny fiainan'olona no itenenany. Ary io fiainan'olona sy fifandraisany amin'Andriamanitra io (religion = fifandraisana) no ao anaty Baiboly.
Ny lohatenin'ity dia hoe angano ve ny GEN 1-6.
Angano izany ny tantara ao amin'ny GEN 1-6 kanefa tsy hoe angano fotsiny fa angano mifono ny fifandraisan'ny olombelona tamin'Andriamanitra mpahary azy. Io no fomba nanazavany ny hevi-dehibe indrindra aminy dia hoe "Andriamanitra no mpahary an'izao tontolo izao"
Tsy recueil d'histoire ny Baiboly. Tsy miteny ny COMMENT (izany hoe ahoana no nanamboaran'Andriamanitra) fa miteny kosa ny POURQUOI (izany hoe nahoana no namboarin'Andriamanitra...)
Izay votoatin'ilay hoe NAHOANA izay no finoana.

22. hery
(
04/05/2004 20:03)
Ok misaotra an'ilay miteny hoe "Taiza no nahaizan'lah an'izany???" :)
Misy rangaha iray izay nisy niteny koa hoe "Tsy zanak'ilay mpandrafitra ve ilay io?"

23. fijo
(
04/05/2004 23:42)
ny baiboly amiko dia tsy tenin'antra izany fa tantaran'ny israely nangonina mba tsy ahavery ny momba azy,satria niparitaka ry zareo taorian'ny nidiran'ny romanina tany.ary jereo fa ny testamenta I dia resaka momba ny zanak'israely fa tsy resaka rajesosy izany.iny moa tonga avy any avy dia nisoratena ho zanaky ny ray ka hafa indray ny aminy.
24. hendry
(
05/05/2004 09:39)
fanontaniana manitikitika: i Fijo ve nahavaky baiboly hatr@ voalohany ka hatr@ farany? ary nandalina?
25. imailaka
(
05/05/2004 10:52)
fa inona no atao oe angano aloha e
mba azavao kely eto indray aloha izay mahalala fa mety hivaona indray zany fahazoako azy izany!!!!

26. ikaretsaka
(
05/05/2004 20:28)
hendry: za mahalala ankizy namako bedebe nahavaky baiboly hatr@ farany fa ohatran'i fijo io no conclusion any.. ary nisy nandalina koa fa raisiny ohatran'ny tatarana literatiora ilay izy..
27. fijo
(
05/05/2004 22:41)
ny testamenta taloha dia efa novakiako hatramin'ny farany.ary misy tantara miverimberina ao,satria samy nanoratra momba iny resaka iray iny ohatra i jaonina sy i lioka,nefa samy manana ny fahitany azy.ary sahako ny milaza eto,fa maro ianareo mino ireo no mbola tsy nahavaky testamenta iray akory.
mpanao sekoly alahady be aho taloha ary nitomany raha vao tsy voalohany tany .fa nony avy nakaky an'io aho.(izahay sy ny rahavavindreniko no nahavaky azy taminay rehetra tao antrano),izy nino foana fa izaho nanadihady avy eo ary dia tsy mino intsony izao.
sahoki ry hendry ny miteny eto hoanao,fa raha io resaka io,maro no zavatra fantatro tsyhainai io ao.

28. fijo
(
05/05/2004 22:44)
fanitsiana,"sahiko ry hendry ny miteny eto ho anao,fa raha io resaka io,maro no tantatro tsy hainao io ao.
ny fitsipika amiko dia izao:raha hanohitra zavatra iray ianao,dia fantaro aloha io zavatra hotoherinao io.

29. jhouhlambout
(
06/05/2004 06:36)
..... mba hananana ny arguments rehetra afaka hanoerana azy(sa tsy izany Rafijo?).
Ka ny baiboly anie dia nosoratan'ny olombelona e, noho izany tsy voatery ho tonga lafatra, ny mpanoratra sasany ao @ baiboly aza dia mba manisy sira kely @ ilay tantara(iny ny touche pesronnelle-ny). Ka hita @ famakiana azy daholo izany, noho izany ny fomba fanakarana ny hevitra ao @ baiboly dia ny mihezaka manakatra ny eritrerit'ilay nanoratra azy, avy eo avoaka tsikelikely ny hevi-dehibe. Fa io dia tena mélange be, mélange-na eritreritr'olombelona, mélange-na tantara, mélange-na spirituel, sy ny sisa(fait réel , nofy, imagination, sentiments....)

30. tia_ery
(
06/05/2004 06:59)
Izany hoe nahavaky Baiboly hatramin\'ny farany izany ange tsy mitondra n\'inon\'inona ê!
\'\'Dinihinareo ny Soratra Masina fa ataonareo fa ao no ahitana fiainana; nefa ireny no manambara Ahy\'\'.
Tsy mbola nisy aloha fifaninanana hoe iza no nahavaky Baiboly hatramin\'ny farany izany ê!!!
\'\'Fa aoka ho mpankato ny Teny ianareo fa tsy ho mpihaino fotsiny ka hamitaka ny tenanareo\'\'. Io VAKIANA dia AMPIARINA eo amin\'ny fiainana ary iainana.
Ilay FANDRAISANA NY BAIBOLY MIHINTSY AMIKO no fototry ny olana sy ny tsy fitoviam-pijery eto; eto angamba dia somary hamarana ny fandraisan\'anjara ny tenanay satria sarotra ny hametraka sy hamaritra ary ny hiady hevitra amin\'ny hoe \'\'MISY NY SASANY MAMETRAKA NY BAIBOLY HO TENA TENIN\'ANDRIAMANITRA\'\' ary ny sasany \'\'NY BAIBOLY HO TENIN\'OLONA TSOTRA IZAO AMPIASAINA MBA AHAFANTARANA NY MOMBA AN\'ANDRIAMANITRA\'\'.
Amiko na Teniny io na tsy Teniny dia aoka izy Tompony no hametraka ao am-ponareo tsirairay avy izay tena marina sy izy.
Sôtra ê!

31. jhouhlambout
(
06/05/2004 12:10)
Mba gaga ihany aho mantsy raha hoe, i Andriamanitra en personne mihintsy no nanoratra ilay izy
32. ikaretsaka
(
06/05/2004 22:07)
za kao letsy gaga ra jhoul..
Tia-ery raha vakiako ny baiboluy ka raisiko isan'andalana ka hampihariko amin'ny fiainana izay hitako ato dia ahoana @ ireto?
ampihariko ara bakiteny ireto andrininy ireto ary?
II Samuel 16:22
Judges 19:24-29
Isaiah 13:18 ---> azo atao ny abortion?

33. tsilan
(
06/05/2004 22:52)
Marina tokoa ny hoe Angano ny Genesisy, satria tsy mbola nisy soratra tamin'izany, ary tsy nisy nahita azy koa fa ny fiantraikany taty aoriana no naminavinana ny zava-nisy tamin'izany.
Sahala amin'ilay angano fampahafantarana ny fisian'ny dinaozoro teto amintsika. Voatery namorona tantara ny Ntaolo hanambarana ny fiavian'ireo taolana be dia be niparitaka tany andrefana. Ka izay no nahatonga azy ireo hieritreritra fa nisy izany tsingory izany, nanakotrika atody ary dia biby be no nivoaka tao. Tsy hitany ny antony nahafaty ny dinaozaoro koa nolazainy fa ny olona no nanao fandrika nahafaty ity biby ity.
Raha mikasika ny olona indray, dia ny angano gasy dia milaza fa teny Ankaratra no namoronana ny olom-belona avy amin'ny tany. Satria teny akaiky ny lanitra ka nidina teny Zanahary.
Fa angano daholo izany, an'apitrisany taona no namoronana ny zavatra rehetra teto fa tsy hoe andro voalohany ka hatramin'ny faha-enina akory.
Ny Ntaolo Israelianina dia efa nahay sy nahatsapa fa nisy tantara ny tany, nisy ny safo-drano nifandimby tamin'ny haintany izay fotoana niforonan'ireo tany ambany. Saingy tsy voazavany dia nolazaina fa tamin'ny andron'i Noah no safotry ny rano ny tany.
Mbola betsaka ny zavatra tsy fantatsika mikasika izay voalaza sy hita ao amin'ny baiboly, nefa dia ho fantantsika tsikelikely eny ihany izany araka ny fotoana sy ny fivoaran'ny fahalalana nomena antsika. Miandry fotoana ny zava-drehetra

34. hery
(
06/05/2004 23:59)
Rambontrondro (Queue de Poisson),
Tsy maintsy izany hatrany no fiafaran'ny adihevitra momba ny Baiboly eo amin'ny vondron'olona tsy mitovy fijery. Ary izany indrindra no amerimberenako foana hoe tsy ny handresy lahatra an'i ranona sy ranona no tanjona... Satria mba manana ny faharesendahany (conviction-ny) ihany koa ireny olona ireny. Izaho tsy hiezaka handresy lahatra an'i Fijo ho lasa kristianina mihitsy fa ho sola eo fotsiny. :) Atoroy indray mandeha ny olona... mino izy tsara, tsy mino izy tsara. Lany andro eo fotsiny.
Na izany na tsy izany dia inoako fa samy nahita singany kelikely azo noraisina isika tamin'ity lohahevitra ity. I Tia_ery moa izany nanajanona ny famoaboasany noho ny tsy fitovian-kevitra. Mbola misy zavatra maro azo hihainoana ny hevitry ny olona maro anefa ao amin'ny Baiboly ao. Izay no tena mahaliana ahy... misokatra amin'ny fihainoana ny hevitry ny sasany... na dia tsy ho resiny lahatra aza.

35. fijo
(
07/05/2004 01:40)
ilay izy anie ry tia ery tsy hoe resaka fifaninanana e,fa araka ny efa nolazaiko dia mpanao sekoly alahady aho ary tena liana tamin'izany tokoa.ny rahavavindreniko koa dia nazoto namaky io boky io,ka izay no tena nisarika ahy namaky azy fatsy hoe handeha hizesta aho avy eo fa masina be na fatrampahay satria efa nahavaky.tsoriko fa dimy taona latsaka izahay mianaka vao tena nahavita ilay izy,ary tena mikorontana ny hevitra voavaky tao,satria misy hevitra aty aoriana aty hoatry ny efa hitanao tary aloha fa misy mahasamy hafa kely azy(io ilay touche lazain'i jhiohl.ary tena manahirana be sady sarotra raisina.fa dia noezahana fotsiny ny ahazahoana ny mahazo izay tena tiany lazaina.za dia tia mamaky boky mikasika ny fivavahana na dia tsy mino aza.
36. hery
(
07/05/2004 05:57)
Ka izay no tsy ifotorana ara-bakiteny amin'ny baiboly. Ny Baiboly dia kolotsaina nandritra ny taonjato maromaro no natambatra. Samihafa na ny style fanoratana, na ny expérience-n'ny mpanoratra... ny fotokevitra toriana anefa, izay hany tokony ifotorana, dia hoe Andriamanitra fitiavana nahary ny olombelona noho ny fitiavana...
Ka na mahavaky ny baiboly manontolo ianao ka tsy mahita an'izany fotokevitra iorenany izany dia ohatran'ny mamaky roman ihany... mbola voa mafy kokoa noho ny mamaky roman aza satria ny roman mba mirindra fa ny baiboly tsy nosoratana hirindra mihitsy satria tsy boky iray fa boky maromaro no natambatra.

37. fijo
(
10/05/2004 23:43)
izay ,ary marina fa angano io Genesisy io.izany hoe efa misy fiandohana laiga izany ilay boky.
38. fatou
(
11/05/2004 11:43)
tsy hoe lainga ry fijo fa isika no nandainga sy nanafina ny marina.Na i bebenay tsy tapaka isankalahady aza rangitra raha nilazako an'izany satria efa masaka be ao antsainy hoe marina io tantara io.
tsy fantany ve izay inoany? ASA?
tsy fantany ve izay inoany? ASA?
39. fijo
(
12/05/2004 00:13)
marina mihintsy.tsy finoana gasy io,fa nampidirina tao aminy,hany ka taminy dia marina daholo izay voalaza ao,na diso aza dia marina foana."tsy fantany tokoa izay hinoany fa dia mino fotsiny aloha"
toa ny afgan musulman io,hay tsianjery ny ao anaty coran,fa tsy fantany izay diakan'izay lazainy.

40. ikaretsaka
(
12/05/2004 04:41)
izay mihitsy anie ilay mitsipona isan'andalany e.. ary tadidio fa ny olona marivo salisana no mora tratran'io.. Ramaso.. Ignace de loyola no nanao an'io hoe Fantaro aloha dia tiavo dia tompoy io!