Anniversaire

41. pitchou ( 22/05/2004 20:35)
tsy misy farany ahoana indray ary? vao manomboka ianao d efa fantatrao daholo ny manaraka, fantatrao hoe rahoviana indray no miverina eo ko no tsy misy farany? ny période sisa zany tadiavina e! d na mikipy aza sur fa tsy mi-dérailler mihitsy! d tonga @ilay hoe tsy mahita zavatra hafa intsony satria tsy tafavoaka ao! nefa ny ety ivelan'ny boucle mahafinaritra be daholo!
42. jhouhlambout ( 22/05/2004 21:27)
ka izay lay boucle anie e! zvtr miverimberina tsisy farany... ny eo ihany no miverina!!
43. ikaretsaka ( 23/05/2004 19:09)
rehefa tsy fanina modikodina eo dia mandeha foana io rankizy an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4466