Anniversaire

21. jhouhlambout ( 05/05/2004 07:02)
zay indray tsy lavina
22. fijo ( 05/05/2004 22:21)
iny kosa na versera na inona ao foana isika ka.
23. kitjo ( 08/05/2004 03:15)
hi hi hi hi, za ko aloha d ts d mba le oe manao fety b znay amin io fa sakafo d iee,hhhmmm

Io ange ry jhoul tsy hainao oe ovina le ho faty e, d isak ze mba tonga io zany d oe, tena mbola tsy t@ iny,oouuffffff
Fa matahotra ny ho faty v nefa e, d zay foana no eritreretina mandavataona zany ko, za aloha tsy matahotra e, fa tsy te ho faty na znay aza
24. jhouhlambout ( 08/05/2004 06:12)
Zà tsy niteny hoe mila mieritreritra an'izany foana, fa hoy aho hoe: mahagaga raha lasa fety ny fandrosoana any @ fahafatesana!!
25. pitchou ( 10/05/2004 17:41)
indray mandeha aho no mba nankalaza ny aniverserako t@ androm-piainako, t@zaho feno 20 taona satria efa niasa nikarama d te-hanandrana izany manao fety aniversera izany! asa na ilay hoe efa-manam-bola afaka manasa olona na ilay aniversera no nahafaly tsy haiko loatra akory! saingy izaho faly foana raha vao mifoha ny maraina satria afaka mijery zava-baovao indray! tsy mila minadry herintaona vao hifaly! izay taona mandalo sy mikarantsana any tsy dia mba ahoako loatra ary izay ho avy mbola tsy haiko any tsy dia hamakiako loha koa!
26. jhouhlambout ( 10/05/2004 17:47)
aleo miaina ao anatin'ny hafaliana toy izay mifaly amin'ny fijaliana...hm...?
27. fijo ( 10/05/2004 23:22)
marina izany.za koa aloha dia hoatra an'i pitchou sy samoina amin'io e.ny ahy dia hifaliako foana ny andro rehetra.(raha azo atao)
28. pitchou ( 11/05/2004 17:31)
jhoul> ie! izaho aloha d karazan'ny olona mahita zavatra ifaliana foana isan'andro e! na manerika na manavandra tsy problema amiko izany! nahita volo fotsy iray tao @lohako aho tsy tora-kovitra na natahotra izany fa ny effet-ny eo akaikin'ilay volo mainty no nalaliniko tsara!
29. jhouhlambout ( 11/05/2004 18:11)
Prendre la vie avec philosophie an?
30. fijo ( 11/05/2004 23:49)
raha azo atao dia io hitondrana ny fiainana dia hifaly foana ianao.
31. jhouhlambout ( 13/05/2004 08:25)
dia hamirapiratra tsisy farany izao rehetra izao !......
32. mumu ( 13/05/2004 12:13)
...aiza kousa de oe tsy hisy farany...
33. fijo ( 14/05/2004 00:16)
hofaranan'i mumu angaha?ih,ih,ih
34. kitjo ( 14/05/2004 07:01)
hi hi hi
35. jhouhlambout ( 14/05/2004 07:46)
Koa saotra @ ny olombelona ny mitelina ny hoe: tapitraaaaa...
vitaaaaa... ,.........
Ka aleony manary saina any @ fety sy routines isan-karazany mba hi-simuler-na ny infini.....
36. fijo ( 18/05/2004 21:29)
ekena ary e.
37. pitchou ( 20/05/2004 06:45)
ny fety sy routines tsy mety hi-simuler-na ny infini justement! satria efa fantatra mialoha daholo ny rehetra! ny fety ponctuelle, ny routines boucles fermées
38. jhouhlambout ( 20/05/2004 12:26)
pitchou> Ka izay maha boucles fermés azy izay no mampanadino ny saina ka manome illusion hoe tsy misy farany.....
39. fijo ( 20/05/2004 22:12)
toa manao resaka manaikitra rambo ianareo izany ry pitchou sy jhioul ka tsy harako ka.
40. jhouhlambout ( 21/05/2004 17:40)
Ka izay ilay hoe tsy misy farany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0496