Rômantika ve?
21. jhouhlambout
(
03/05/2004 17:14)
nananie & hendry: Inona ny porofo azo anohananareo izany hevitra izany? Ary raha milaza ny contraire aho?
22. fijo
(
03/05/2004 20:47)
ka izahay tsy ramantika ireto izany ahoana le.mbola hianatra handangolango izany?
25. hendry
(
05/05/2004 09:19)
jhoulhambout> ny ilazako hoe ny bandy romantika vitsy noho ny vehivavy dia satria zay no hitako. Na ny marimarina kokoa ngamba dia hoe: ny bandy mampiseho miharihary hoe romantique dia vitsy noho ny vehivavy, possible hoe betsaka ry zalahy saingy manafina fa ny an´vehivavy miharihary matetika.
ramaso> efa tsara aloha raha miteny enao hoe mitady ny iray @ reo aho fa tsy izy telo, saingy na zany aza dia tsy afaka ny hilaza zany enao satria tsy hainao ilay tadiaviko. Raha hilaza aminao aho hoe tsy ao anatin´reo ny tadiaviko fa zavatra hafa mintsy?

26. nananie
(
05/05/2004 11:50)
Ny ahy ary bandy mintsy no niteny hoe efa en voie de disparition hono ny bandy romantika.
Fijo a! Manoràta ihany alou roman sô de mba mety ihany ! hihihi!
Fijo a! Manoràta ihany alou roman sô de mba mety ihany ! hihihi!
27. jhouhlambout
(
05/05/2004 17:54)
nananie > izy no efa en voie de disparition , ka enao no mody fitahany eo!