Rômantika ve?

1. jhouhlambout ( 29/04/2004 14:44)
F'angaha moa tsy romantisme no tadiavin'ny vehivavy rehefa miaraka @ lhl izy?
2. mabloo ( 29/04/2004 14:48)
hita oah ry jhoul!!
3. jhouhlambout ( 29/04/2004 14:51)
Izany hoe, matetika raha ny filazan'ny vehivavy no averina eto dia tsy resaka: boum-boum no iarahany @ bandy iray, fa ny plaisir de communiquer, partager, se sentir aimée, .... ...
Koa tsy reflet-na romantisme daholo ve izany? Dia raha tsy misy bandy rômantika dia ahoana ny ataon'ny vehivavy? ... tssss ...
4. ramoul ( 29/04/2004 15:35)
de tsy fisy mpity nge zany ra tsy misy romantisme ny bandy é!........tsssssssss.....
5. nananie ( 29/04/2004 16:59)
Tsy voatery ho io ry jhoul a! Raha tsy izany ve isy ny sipa miaraka @ sasany pour le fric oh , na we pour le sexe?
Le romantisme koa anie tsy terena fa inné e! Nisy ol niteny ahy we je peux le paraître et non le devenir!
6. jhouhlambout ( 29/04/2004 17:09)
Dia izay izany ny choix ny vehivavy, na romantique na fric na sexe .... tsssss
7. fijo ( 29/04/2004 20:35)
mila valiny io fanontaniana io rysipa isany ooo
8. ikaretsaka ( 29/04/2004 23:40)
ka marina io an'i jhoul io anie e
9. nananie ( 30/04/2004 09:18)
jhoul a! tsy ireo fotsiny ka.
Ny bandy koa anie danz be e! De mody fanina eto fotsiny nareo. tsss!
10. angie ( 30/04/2004 09:27)
ilay ilay romanika fa na izany aza tsy midika hoe rehefa tsy misy io de tsy tian'ny vhv. Misy vhv (adala) tsy tia raha tsy lhl misaoka ireny, faly ery rehefa mba voaaro nefa mitomany rehefa voalako.
11. jhouhlambout ( 30/04/2004 11:00)
nananie > danz be amin' ny lafiny romantisme ve? Sa danz be rehefa romantika hihihi......
Fa raha ny fahitako azy aloha dia mangetaheta romantisma ny ankamaroan'ireo vehivavy ka raha tsy misy ilay izy dia compenser-ny amin'ny vola na zavatra hafa ,.....
Fa na izany aza dia marina ny voalazan'i angie @ lafiny iray.
12. nyna ( 30/04/2004 11:37)
mety hitombona koa izay anao izay ry jhou
13. hendry ( 30/04/2004 17:16)
"F'angaha moa tsy romantisme no tadiavin'ny vehivavy rehefa miaraka @ lhl izy?" hoy i Jhouhlambout. Fa nisy nilaza zavatra hafa ankoatry ny romantisme ngah ry jouhlhambout? Ao anatiny ny romantisme, tsy midika akory zany hoe io irery ihany. Vitsy ngamba ny lehilahy romantique, tsy haiko, na zany aza betsaka ny lehilahy afaka mampirevy ny vehivavy @ io lafiny romantisme io, midika zany fa tsy voatery ho romantique ilay lehilahy vao ho tian´ny vehivavy mitady ilay romantisme.
14. jhouhlambout ( 30/04/2004 17:40)
hendry > nisy nilaza hoe tsy misy bandy romantika hono, koa izay no hitako fa contradictoire satriaraha efa fantatra fa tsisy lé izy dia inona indray no mbola itadiavana azy eran'ny tanana? tssss .... misy zvtr tsy dia lojika loatra @ zany ka mila tarafina akaiky mba ahazoana mijery ny lalana aleha ...
15. mimita ( 30/04/2004 22:12)
tsy votery romantisme no tadiavin'ny vhv @ lehl ka!!fa nefa ra sendra bandy romantika kosa alou milay e!!!aiza no hisy otrizany?
16. jhouhlambout ( 01/05/2004 08:15)
Ka izay anie ilay voalaza tetsy ambony tetsy hoe: fric, sexe, romantisme ......
17. ikaretsaka ( 03/05/2004 00:12)
izya mihitsy ange ino tena izy ry Jhoul fa tsy misy sahy miteny e.. misaotra an'ialahy ihany aloha sahy e.. fa izya tsy mitady an'ireo dia mandainga kosa
18. hendry ( 03/05/2004 09:58)
fric, sexe, romantisme...> tsy mandà aho, misy mihitsy ny vehivavy mitady an´ireo fa tsy ny vehivavy rehetra akory dia mitady an´reo daholo, mety misy ny iray @ reo ihany no tadiaviny, mety misy zavatra hafa mihitsy.
Fa ny bandy romantique misy saingy raha oharina @ vehivavy romantique dia vitsy an´isa ry zareo.
19. mimita ( 03/05/2004 14:37)
za alou ny tena imporatany amreo 3 nokoziny hendry reo d le romantisme no ilako 1 ndrindra e!!zay vo manaraka ny ambiny!!
20. nananie ( 03/05/2004 14:38)
Fa refa miteny hoe tsy ny sipa rehetra anie izy ry Ramaso tsy voatery hoe tsy anisany e.Sady in koa ary 'ty tonga de be préjugé 'ty???

Hendry , marina io tenen'i toi io we ny bandy romantique vitsy de vitsy hoarina @ sipa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1444