Rômantika.

21. hendry ( 30/04/2004 17:25)
aladin> ny bandy aza misy koa ny sipa ndray, tsy evident ve zany?
Mety misy koa anie couple samy tsy romantique de nature nefa miaina zavatra romantique e! Mampateza ny fiarahana ny fisian´
ny romantisme na dia kely fotsiny aza. Ny olona romantique na tia miaina zavatra romantique manko dia mahita zava-baovao hatao foana ka mba tsy routine be ilay fiarahana.
22. aladin ( 01/05/2004 09:35)
ie! marina io!sady le zavatra romantique ireny matetika zavatra mora miraikitra ao an-tsaina fôna satria miavaka @ fahita isan'andro
23. nananie ( 03/05/2004 14:34)
Hummmmm! Marina ny anao.
24. fijo ( 03/05/2004 20:51)
aladin>ka tsy hazon'ialahyilay izy.eo amorondrano izahay izy manisa kintana izaho masiva vitsika.dia alivo an tsaina....kopy amin'izay ve ialahy e.ih,ih,ih
25. ralipo ( 22/05/2004 15:46)
"Mibanjina ny tany" ela ra fijo a! izy "manisa kintana".

Le Rome antique aloha tsy haiko fa raha Grèce antique fantapantatro ihany.

Fa ze mahakolokolo no manana ny soa ka amiko ny kofa manana soa toavina mlg de mahakolokolo joba daholo.
26. fijo ( 26/05/2004 04:59)
mila kolokolo sy tondratondraka io,ka samia isika bandy mahay mikolo sy mandrozy e
27. chipie1 ( 26/05/2004 09:45)
hmmmm
28. fijo ( 26/05/2004 21:50)
dia hofaly sy hitombo fiatiavana ny sipa
29. ralipo ( 29/05/2004 21:40)
Tondratondraka inona moa zay?
Tondraka anio mananjara sa?
30. methode ( 29/05/2004 22:58)
Ny ahy aloha ny tiako ho lazaina dia izao, sao dia ny rômantika fotsiny no manjaka dia farany lasa roman le fitiavana fa tsy tena izy! Lasa nofinofy fotsiny no tiako ho lazaina! Vao misy olana kely avy eo dia rava daholo ny natsangana ampolo taonany!!!
31. fijo ( 31/05/2004 22:42)
mety homarina io hevitra io ry methode.
32. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:49)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0816