Rômantika.
1. nananie
(
29/04/2004 12:32)
Nareo ve mino fa misy ny bandy atao hoe romantique? Dia ôtran'ny aôna aminareo ny kôfa romantique?
Misy miteny hoe bandy romantique hono attentionné be foana, sns...
Misy miteny hoe bandy romantique hono attentionné be foana, sns...
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 11:49
2. hery
(
29/04/2004 12:37)
Misy kah :)
- Bandy manoratra tononkalo (ohatra zà)
- Bandy manonofy lava (ohatra zà)
- Bandy gravy raha hampiresaka sy handaingalainga (ohatra zà)
- Bandy somary tara kely fôna satria variana mi-rômansss (ohatra zà)
- Bandy attentionné toukou alou (izany hoe manao attention trop :) ohatra zà)
- Bandy ... (ohatra zà)
P.S. Esory daholo lé (ohatra zà) azafady fa diso :) hihihi

3. zokinifijo
(
29/04/2004 12:50)
tsy te hanakivy an i hery aho fa mampitaotsa be le famaritana ataony etsy ambony.
Soa ihany fa nataony hoe esory le "ohatra zà".
Ny kofa romantika zany v tsy le mihina miafina ireny e ?
ohatra tsizà
Soa ihany fa nataony hoe esory le "ohatra zà".
Ny kofa romantika zany v tsy le mihina miafina ireny e ?
ohatra tsizà
5. aladin
(
29/04/2004 13:38)
'zah zao azo atao hoe romantika sady lazain'ny oul!
-mpanoratra
-mahita teny ankolaka sy fanty² madinidinika foana refa mamboraka fitia
-mahay maboraka fitia tsy @fihetsika na @ teny.
-mitondra ny sipako mitsangantangana eny amoron-drano refa mody masoandro.
-miara manisa kintana sy mifamihimpihina aminy refa alina(hatreo ihany fa tsisy tohiny io an)
-mahavita resaka@ teny mamy rano iray mandritra ny fotoana ela be!
ny contraire amiko? le manao hoe:
pssst!! tena ôtran'ny tara aminareo rangah ny tary an!
na hoe:tsôda kely lou fa hipitsika e!

7. jhouhlambout
(
29/04/2004 14:38)
Misy foana io ka.
Sady matetika anie dia mivoaka ho azy (involontaire) ny romantisma na dia tsy napoizina mihintsy ary.
Sady matetika anie dia mivoaka ho azy (involontaire) ny romantisma na dia tsy napoizina mihintsy ary.
10. ramoul
(
29/04/2004 16:41)
tsy voatery ho mpanoratra na mahay mamboraka fity tsy amin'ny fehetsika na amin'ny fiteny na mitondra ny sipako eny amorondrao na mijery fodinnn ny masoandro na bandy somary tara kely fôna satria mbola varina mi-rômanssss na attontionné toukou na manonofy lava.
tsy izany ny romantisme fa ra hain'ny bandy tsara ny mitondra ny sipany any amin'nizay alehany dia azo lazaina fa efa ao anaitin'ny bandy romantique izy izay.
tsy izany ny romantisme fa ra hain'ny bandy tsara ny mitondra ny sipany any amin'nizay alehany dia azo lazaina fa efa ao anaitin'ny bandy romantique izy izay.
11. nananie
(
29/04/2004 16:43)
Faly ery za fa mbola misy ny ol mino ny fisian'io. Za alou efa nahita e! Ary tena fahasambarana izany an!
Refa anniversaire oh dia tsy menatra akory izy mitondra any @ restaurant milay be dia miteny eo imason'ny rehetra hoe fetin'ity sipa 'ty androany ka andao tairina ny hira ho azy, dia avy eo dia miala any ny siriprisy.Hummm!
Fa in kay ny mety ho lafiratsiny e?

13. fijo
(
29/04/2004 20:42)
za aloha toa tsy mahay an'ireo e.sarotra be amiko izany hanisa kintana izany.ilay eny amorondrano aloha azoko hatao tsara.fa le manisa kintana izy no manisa kintana fa za manisa vitsika.
16. nyna
(
30/04/2004 11:29)
za ry zareo tena mbola mino sady miaina anaty romantisme miaraka @ kofako a!
Nananie tena mbola miexiste tsara io!ary ny romantisme anie tsy hoe misy fotoana mety hilaozan'ny toetr'andro zany e! personalité an'olona iray io!ka tsy possible hoe:"eh indrisy fa tsy misy intsony ny olona romantika"

17. nyna
(
30/04/2004 11:33)
za aloha tsy manda an'ireo caractèran'olona romantique voalazan'Hery tery ambony tery e!tena mitombona ireo! fa avy eo indray nefa mbola ampian'ny caractèran'ilay bandy manokana dia mety mbola hiampy kely ireo!
18. mabloo
(
30/04/2004 15:23)
marina ny andry ry Nyna,tsara be ny couple refa miaina ao anaty romantisme
19. aladin
(
30/04/2004 15:38)
fijo! hahahaha tena latsaka B mints aho!ngah refa oe manisa de manisa ara-bakiteny?misy koa aza le hoe:"hitanao ry constellation iry ?atsiarovy anah sns."