Omeko anao...
41. rindranavalona
(
14/05/2004 08:20)
Fijo> Marina fa matetika ny tsy mitovy hevitra isika, fa izany tsy midika fa ho nasiaka aho. Sa tena hitanao ho nasiaka be? Hi!Hi!Hi!
Kitjo> Tsy misy Manja izany ny anarako fa mba hitsio kely an! raha tsy izany izay aho vao ho ...Hi!Hi!Hi!
Kitjo> Tsy misy Manja izany ny anarako fa mba hitsio kely an! raha tsy izany izay aho vao ho ...Hi!Hi!Hi!
42. fijo
(
17/05/2004 23:35)
hay ve,ka ianao tsinona mahery fiavy be rehefa mifandahatra isika ko,aiza no tsy hoeveriko hoe masiaka.ka ve tsiky ao ambadika ao e.
46. fijo
(
31/05/2004 23:29)
ary mba homeo kosa moa ilay tononkira hilainy raha misy mahay fa mijaly ilay zanak'olona e.
47. angie
(
01/06/2004 10:49)
Omeko anao tsisy fetra
ny fitiavako rehetra
satria ianao no nahay
nanintona ny foko
raiso re raha sitrakao fa tsy hanenenanao
Omeko anao ny fiainako tontolo
Zay sitrakao d manjary tiko koa
satria ianao no andry iankinan'ny foko
izay maminao dia mamiko ihany koa
omeko anao (2) ny fiainako
omeko anao avokoa
zay mety ho faniriany ny fo
ny masonao ny tsikinao
nambabo ahy tokoa
Omeko anao am-pitiavana
zay rehetra irinao
raiso fa ho anao irery izany
Zay sitrakao d manjary tiko koa ...
ny fitiavako rehetra
satria ianao no nahay
nanintona ny foko
raiso re raha sitrakao fa tsy hanenenanao
Omeko anao ny fiainako tontolo
Zay sitrakao d manjary tiko koa
satria ianao no andry iankinan'ny foko
izay maminao dia mamiko ihany koa
omeko anao (2) ny fiainako
omeko anao avokoa
zay mety ho faniriany ny fo
ny masonao ny tsikinao
nambabo ahy tokoa
Omeko anao am-pitiavana
zay rehetra irinao
raiso fa ho anao irery izany
Zay sitrakao d manjary tiko koa ...
50. fijo
(
01/06/2004 23:14)
te hanome be angaha i rindra fa toa resaka manome foana ilay hira.sambatra izay manome,ary mifalia izay mahazo.