Omeko anao...

22. ari.malala
(
04/05/2004 12:43)
omeko anao tsisy fetra
ny fitiavako rehetra
satria ianao no nahay
nanintona ny foko
raiso re raha sitrakao fa sty hanenenanao
Omeko anao ny fiainako tontolo
(ilay eto tena tsy tadidiko)
Zay sitrakao d manjary tiko koa
satria ianao no andrya iankinan'ny foko
izay mamainao manjary mamiko ihany koa
omeko anao (2) ny fiainako
ny fitiavako rehetra
satria ianao no nahay
nanintona ny foko
raiso re raha sitrakao fa sty hanenenanao
Omeko anao ny fiainako tontolo
(ilay eto tena tsy tadidiko)
Zay sitrakao d manjary tiko koa
satria ianao no andrya iankinan'ny foko
izay mamainao manjary mamiko ihany koa
omeko anao (2) ny fiainako

24. mumu
(
05/05/2004 11:37)
eo am lay tsy tadidiny i arimalala misy aiko kely a!
omekoanao...tontolo
omeko anao avokoa
zay mety ho faniriany ny fo
ny masonao ny tsikinao
nambabo ahy tokoa
(eo tsy tadidiko)
zay sitrakao...ny fiainako
omekoanao...tontolo
omeko anao avokoa
zay mety ho faniriany ny fo
ny masonao ny tsikinao
nambabo ahy tokoa
(eo tsy tadidiko)
zay sitrakao...ny fiainako

29. kitjo
(
09/05/2004 13:25)
za koa mahay ny feon io sy le tonony efa nisy niteny reo
oh zao oe:...ttssss hay moa ts mety soratana kay ny feo,
tsy mbola nisy nahita foana ve le izy mba henoina angalana ny tonony?
oh zao oe:...ttssss hay moa ts mety soratana kay ny feo,
tsy mbola nisy nahita foana ve le izy mba henoina angalana ny tonony?

31. rindranavalona
(
11/05/2004 11:53)
An! an! tsy mbola nivalona aloha aho fa tsy mbola nanampotoana. Ahoana ihany ny tonony feno e?

33. kitjo
(
11/05/2004 17:37)
gina fa tsy mody Gi....sa
nandrasa..tsika ho tonga .... ny atoandro nangina ilay....forum ....
niandry handondona...sika... ny hariva ....
nandrasa..tsika ho tonga .... ny atoandro nangina ilay....forum ....
niandry handondona...sika... ny hariva ....

35. kitjo
(
12/05/2004 09:20)
ol mitsiky d ampy izy ko
Omeo anay, ny tsikinao
Ry Rindranavalona oooo
Fa mataotra i Fijooo
sa d tezitra ianao
Omeo anay, ny tsikinao
Ry Rindranavalona oooo
Fa mataotra i Fijooo
sa d tezitra ianao

39. fijo
(
13/05/2004 21:55)
masiaka amiko foana mantsy ikala manja io ry kitjo.tsy haiko mihintsy e

40. kitjo
(
14/05/2004 01:01)
zany hono ry ikala Rindra manja Navalona an
fijo> faly zany zaoo? tsiky kely ary d tsy dongy tsn e
fijo> faly zany zaoo? tsiky kely ary d tsy dongy tsn e