materialiste sa fadiranovana???
22. ravatorano
(
29/04/2004 10:52)
ny vola no maha rangahy ho an ny materialista fa ny fanahy kosa no maha olona>Misy vanimpotoana tena tsy mahaleo anilay voalaza voalohany ilay faharoa satria raha tsy mahatandri tena na tsy maharitra ny mena miraviravy ianao dia ho very ny fanahy.Azo apetrraka amin ny fiainana aramaterialy ve ny tokatrano na dia tsy ampy fitiavana aza.Efa voavaly tamin ny lohahevitra hafa teto ihany koa io ka tsy hidirako lalina.
Misy kofa na joba tena materialista be ary miainga amizay ny fitiavany fa le hoe joba irery aloha toa tsy dia mitombona be loatra.
Io koa araky ny vaniompotoana , ny fiaraha monina , sy ny zava drehetra e manodidina ny olona tsi1-1.

23. fijo
(
29/04/2004 21:30)
izay indrindra,ary sarotra ny mitsara olona amin'io satria tsy hay izay fihainany any.
24. xxx
(
29/04/2004 22:15)
Ny fitiavana dia vokatry ny fahitana raha mifanaraka amin'ny safidin'ny tena. Tsy afaka hitia olona tsy hitanao ianao. Raha tsy hoe nandefa sary angaha ilay sakaiza an. Ny sasany moa vao mahita ny anarana fotsiny aza dia efa mipararetra.
Koa miainga amin'ny raha na matiere ny fitiavana. Tsy misy mbola niteny hoe tiako ilay Jean Martin izay raha hitako, nefa izy mbola tsy nahita na nahare an'i Jean Martin akory.
Koa miainga amin'ny raha na matiere ny fitiavana. Tsy misy mbola niteny hoe tiako ilay Jean Martin izay raha hitako, nefa izy mbola tsy nahita na nahare an'i Jean Martin akory.
26. ravatorano
(
30/04/2004 11:43)
tiko jean martin fa be vola na dia mbola tsy hitako aza fa fantatro ny fa fantatro ny lazany eo amin io lafiny fananana io.
Resaka ara materialy anie zany le kozy e , ary misy tokoa ny sahy mitia olona ary mahalefitra izany noho ny fitiavana ara materialy fotsiny ihany (harena,lova)
Resaka ara materialy anie zany le kozy e , ary misy tokoa ny sahy mitia olona ary mahalefitra izany noho ny fitiavana ara materialy fotsiny ihany (harena,lova)
27. besoiiin
(
30/04/2004 13:10)
marina mihintsy izany ka! raha tsy izany ve ho betsaka ny sipa gasy mitady vazaha hatao corres na ho vadiana mihintsy aza? tsy mifidy zareo fa reveny na dia efa 50 ans aza nefa izy 20 ans ohatra! tsy mirara izay endriny any izy fa ny voulany ihany no ilainy @ maha -vaza azy! pffffffff
28. jhouhlambout
(
30/04/2004 18:46)
Ny fomba tena afahana manaporofo tsara an'izany dia mijery ireny annonces mivoaka amin'i internet ireny fotsiny, fa tena misimisy ry zareo mitady vazaha! Dia avy koa le vazaha be efa antitra be be vola be mamaly ... hihihi
30. jhouhlambout
(
01/05/2004 08:19)
Fa efa mba samy mamba aloha dia efa misy zavatra iombonana e! hihihi
32. xxx
(
02/05/2004 18:16)
sao d tsy tokny ato @ fitiavana aza zany resaka zany no atsofoka eh! mba marina eh!
36. besoiiin
(
03/05/2004 10:49)
ie! samy tia ka! fa ny ana ilay atao rotis no tena tiako dia asiana sauce vinaigrette kely! miam miam!
38. besoiiin
(
03/05/2004 19:14)
na dia be sôsy aza ny vazaha aza mba hadino ny gasy kely ry sipa a!
39. fijo
(
03/05/2004 22:15)
sarotra tsaraina io ry zareo satria sady resaka fitiavana no resaka fiainana koa an.fa ny zavatra hitako aty dia maro ilay sipa no mitady bandy rehefa tonga aty,dia eo ravazaha bainina.