Izao, ilay zaza nirina nefa tsy nateraka

21. fijo ( 03/05/2004 22:22)
samy namaky ny bokin'i ED adriamalala isika,dia jereo fa fomba fanehoany tantara io.izany hoe ianao no natao hisaina fa tsy tolorana fotsiny.
22. hendry ( 07/05/2004 17:34)
fa mandreraka ilay izy ndraindray koa, raha zaho mifidy aleoko ilay tonga dia tsorina zay tiana hambara sady tsy voatery hahatakatra ny tiana hambara daholo anie ny rehetra e!
23. vahona ( 07/05/2004 23:08)
sady zay koa tsy voatery nianatra E.D Andriamalala zany tany am-pianarana!!ka tsy azo e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7524