Amoureux amin'ny stars

61. kitjo ( 17/05/2004 09:35)
hihihihihihiihhihihihi
aoka re ry yoni..fa marina alou znay e
62. yonikafopl ( 17/05/2004 18:59)
tapaka ny tsinain\'i kitjo mihomehy an, ny ahy aleoko tonga dia volana imaso ko! fa na izany kosa aloha mba misy ihany ireo star mahafinaritra ahy e toa an\'i Enrique Eglesias ohatra
63. fijo ( 17/05/2004 23:42)
ny star aleo hoan'i volana fa ny tsotra alaina e.
64. yonikafopl ( 18/05/2004 17:42)
aleo ry zareo samy any ambony any no hifampaka fa raha isika aty ambany mantsy manjary maka tohatra vao mahazo azy , ka sao milingilingy dia hianjera eo.
65. fijo ( 18/05/2004 20:27)
raha misy hiaonana kosa ve iza no mahita le
66. chipie1 ( 19/05/2004 07:41)
aleo iany maka ny oul tsotra raha tsy te harary fo alou
67. yonikafopl ( 19/05/2004 13:15)
chipie1 hi hi hi njy koa angaha?
68. fijo ( 19/05/2004 21:08)
ssaarrooppiiaaarroo?izay ilay sipa.tiana hoazy irery ilay zavatra.
69. yonikafopl ( 20/05/2004 00:36)
fijo, ka ny stylo raha hikambanana aman'olona manjary mora lany kou
70. fijo ( 20/05/2004 21:23)
dia raha mba mila stylo mena izao ohatra i bozy,dia avela hipitrapitra eo ve?aza mba ratsy fanahy kosa fa tsy mety e.mba zarao ny zavatsoa ananana.
71. chipie1 ( 21/05/2004 11:07)
yonika> hihihi
nena refa ana de ana irery iany !!!hihihihi
zarao ny anao rafijo a!
72. yonikafopl ( 21/05/2004 14:14)
chipie1 zay mintsy mantsy, mividy izy na mitady hafa fa ny ana ana rery tsy hitambarako, sarobidy amiko iny sady novidiako lafo an
73. ikaretsaka ( 22/05/2004 03:14)
raha stylo kosa za mampindrana..sira za mampindrana labozy za izay te hitanjiro mampindrana... fa misy tsy ampindramiko
74. yonikafopl ( 22/05/2004 17:27)
ka ikaretsaka tsinona efa zatra mpindrana kou
75. kitjo ( 24/05/2004 03:03)
han han
in ndray zao akimpindrampindrana zao
sao d misy indramina ary ry ikaretsaka?hiihhi. misy interet ve?

fijo> le ampindramina ange misy tsy voaverina d naman'ny omena fts fa tsy indramina e,
Ary fijo misy mindrakindrana any an, ny anah alou tsy omeko na indramina fts aza fa aza fatako fts e,hiihhihi
76. xxx ( 24/05/2004 09:10)
za alo ba tian'iny Marat Saffin iny!fa refa miresaka an'iny kofa mpanao tennis iny @ sipako ako raikitra ny ady! asa loatra! nefa anie ba star fotsiny iny fa tsy hoe inona akory!
77. kitjo ( 24/05/2004 09:22)
ny hadalan sipanao zany fa aza asaina mijery tele tsn izy fa sao marary fo
Bdb tsara nge mivoka eo e, ko refa mba tsara kosa v tsy hiteny enao oe tsara izy zany,
na vhv enao aza miteny ra misy vhv tsara fa ngah zany midika in

za zao refa mahita an i Halle Berry variana mitsy, ry Alicia Keys, tsy oe lhl fona akory nefa zany tsy oe lesb an,loll
78. yonikafopl ( 24/05/2004 15:02)
Betsaka ireo mpilalao sy mpihira no mahafatifaty ny mijery azy ireo ka, ary ny filazana fa mahafatifaty izy ireo akory tsy midika hoe tara aminy, fa izany hoe mahafinaritra ny mijery azy ireo e!
79. chipie1 ( 24/05/2004 20:38)
yonika marina mintsy io voalaza njy io
80. fijo ( 24/05/2004 21:58)
mifanohana indray ny samy saropi an.ny ahy hindramiko anie dia asiako zananay rehefa averiko e.dia tsy misy hampindrana ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084