Amoureux amin'ny stars

41. vahona ( 07/05/2004 22:35)
tena nivadika ry mumu a!!!mba asiana fanitarany kely e!!!

aza mananihany ry fijo a!!!anontanio beko fa izy no niteny an'io voalohany!!! :lol:
42. kitjo ( 09/05/2004 13:38)
esy eeee
tsy aleo ve Noely kely e?ihihihihi

Tom Cruise?iny v d tsara noho i K. Reeves? Tsy tara amin'iza n iza a fa za efa manana ampy ahy tsara mitsy fa mba remark an

Ary le bandy toa tsisy miteny fa ny sipa aby zany no tara?hihhiih
I Halle Berry, Alicia Keys.... reny kosa v d ratsy?

Admiration fa tsy oe le tara le tara
43. oully ( 10/05/2004 11:23)
Fa iza lé an'i kitjo? Star ihany kou ve leiry?
44. fraulo ( 10/05/2004 12:17)
admirer, avoir de l'estime, apprecier, etre attirŽ sexuellement, tomber amoureu(se)x !
Nuance les amis :)
45. jhouhlambout ( 10/05/2004 17:40)
fraulo> Ary Esmeralda? hm?
46. fijo ( 10/05/2004 22:40)
sao lasa lavitra kosa ary ny fanontaninai oully? sa.....;
47. kitjo ( 12/05/2004 09:24)
star-ko oully an, fa tsy pr tout public,hiihihih
48. fijo ( 12/05/2004 22:56)
za koa efa tara tamina sipa manana site.ih,ih,ih
49. kitjo ( 13/05/2004 09:45)
hum hum
tsy Hery alou zany fa sipa sinon nampataotsa,hihiih
50. kitjo ( 13/05/2004 18:18)
le mampahatara an fijo k
ra Hery kosa v mampatara an fijo tsy mampitawatsa ry ramaso???

hay v tara ny dikan le biz oroka e,
tena za nisy sipa vao nanome biz oroka anjoany nefa, kay, sao d ....
51. fijo ( 13/05/2004 22:02)
ie hery kosa bandy e,fa sipa le izy ka.
fa ilay manome bizoroka iny no tsy harako le.
52. kitjo ( 14/05/2004 01:04)
zay manko oa
ramaso kosa no diso fandray zavatra fa aiza d ho tara fona isaky ny biz oroka
53. oully ( 14/05/2004 13:11)
efa lasa lavitra lé resaka dé saika tsy arako intsony.
kitjo> hay ve star anjy manokana eh!!! hihihi
fijo> zà efa tara t@ bandy manana site, saingy leiry tsy star, dé tsy niaraka zahay :))
54. kitjo ( 14/05/2004 15:35)
k zay ko
le star pour tout public reny, le mora lany manja,fa ny anah ts znay

mahitahita ange ramaso io e

oully> tsy itambarana k,loll
55. chipie1 ( 14/05/2004 17:28)
kitjo: zay no mampa ramaso anazy maitaita hihihi
danz be zany amoureux am star zany klé! aleo iany ny oul tsotra
56. lanto ( 15/05/2004 12:13)
Samy hafa be ilay hoe tara amina star na vedety, olo-malaza, tsy manana fifandraisana aminao fa mba henoheno eny ho eny fotsiny ny momba azy, sy ny hoe manana fifandraisana amina star dia tara aminy. Ilay voalohany angamba efa be no voany, indrindra @ fotoan'ny fialan-tsakana. Ilay faharoa indray....Rehefa manana olon-tiana malaza sy be mpitia de ataovy fotsiny hoe "Atao ahoana fa tian'ny olona ny tian'ny tena
" :)))
57. kitjo ( 16/05/2004 09:04)
Tsara ange zany ny an tena matoa be mpitia e
sa????

Ra tsisy mpitia manko d oe fa d nanin lotra aaaaaary

Fa refa tiako ve moa in no olana ,
Fa refa mifankatia ko d zay no zavadehibe e,sa aona?
58. lanto ( 16/05/2004 12:36)
izay mitsy kitjo a ! na star io na tsia ! star foana koa izay tiana e :)))
59. oully ( 16/05/2004 12:58)
ekena eh !!!!!
60. yonikafopl ( 16/05/2004 17:43)
Izay mihintsy mantsy ry lanto, raha izaho saro-piaro ity aloha dia tsy ho tara @ star izany mihintsy e! angamba dia ho faty hitsitra eo raha toa ka sendra misy iray orohan'i lery sur scene eo, aleo ihany olona tsotra kou.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3014