poeme
24. mimita
(
22/04/2004 20:01)
refa ol b inspiraka lou d tsara le manao poeme e!fa sty mangalatra ny an i ol ra azo atao so d ny ani rado ohatar no ataonareo nefa mety ihany satria tena misy milay b reny ka!fa tsara2 kokoa ra mamorona!
29. mimita
(
23/04/2004 20:15)
ny poety b inspirak atrany akibon dreniny!!lolllll,ny poety ngamba @ko d le uol b inspiraka tena milay b reny e!!tonga d tara ny sipa vo mahazo anizany,zalou nefa efa nisy nano fa tsy tara a satria tsy milay le izy sady en+ tsy tiko le bandy mano azy!!hihihi(mba ratsy!!)
30. ikaretsaka
(
23/04/2004 22:22)
izay mihitsy.. ary io inspiraka io samy manana fa samy manana sehatra ivelarany koa.. misy manana inspiraka @ sakafo
ny poeme ..mozika.. fitsaokalentehina ..
misy manana inspiraka @ fitenenana ratsy
ny fananganan sectes
sns...
ny poeme ..mozika.. fitsaokalentehina ..
misy manana inspiraka @ fitenenana ratsy
ny fananganan sectes
sns...