poeme

1. ramoul ( 20/04/2004 15:36)
Ilaina ve ny manao poeme rehefa manao declaration d' amour ilay olona tia na vavy na lahy?
Ny hevitrareo izay manana.Misaotra tompoko
novalian'i ramoul ny 31/05/2004 21:34
2. kally ( 20/04/2004 15:40)
Ho an'ny adolan-tsento angamba?
Ilaina ny teny feno tambitamby sy mifono zavatra tsara rehefa mitory fitiavana,tsy voatery ho tononkalo.
3. aladin ( 20/04/2004 15:52)
mety ho eny mety ho tsia.Raha voaloham-pitiavany ianao, na mbola kely² izy de sûr fa hambabo ny fony izany ianao mamorona poëme na tononkalo ho azy izany na ratsy aza ny zavatra nosoratanao.
Miankina @oul kou ndrai² raha le sipa miseho ho degany sy miseho milay ireny de lazainy fa ntaolo enao na hoe nilaozan'ny toetr'andro sns.
Na izany na tsy izany de mety fôna na manoratra enao na tsia,zakanao fôna izy refa tena tia anao.
4. ramoul ( 20/04/2004 16:01)
Ka ra le sipa ndray no manoratra ho ahy de aôna?
5. yonikafopl ( 20/04/2004 16:32)
ka ianao ve aloha tia ilay hanoratana tononkalo ramoul a! lazalazao ihany sao mijabaka ny tena.
6. booboo ( 20/04/2004 16:41)
raha tianao ilay olona de teneno oe tianao ny zavatra nosoratany ( izy nandany ro-doha nitady izay ho soratana ho anao ). milamina io avy eo !
7. fijo ( 20/04/2004 21:14)
raha manoratra izy dia efa ok izany ko.ialahy sisa.tairo letsy e.
8. ikaretsaka ( 20/04/2004 21:22)
zay mihitsy
9. aladin ( 21/04/2004 06:10)
hita oa!
10. alz ( 21/04/2004 09:55)
Tsara kousa zany Ramoul an!
Tany amin'ny cinema no nahitako zany mi-declarer amour amin'ny poeme zany, tamin'andron'iza mou le be orona be iny, les trois mousquetaires.
Zay le antsoina hoe fitiavana ka, samy mi-deliralira eo alou.
Hmmmm.
11. ramoul ( 21/04/2004 13:07)
marina daholo izany fa matoa ny olona iray manoratra poeme dia menatra izy ny hiteny ny fitiavany ilay olona ka aloeny manoratra poeme.Tsoriko aminareo fa izaho zao dia aninsan 'ilay manoratra poeme nohon' ny fahamenarako miteny direct.
12. hendry ( 21/04/2004 16:16)
Nenao zany fa tsy voatery ho henatra daholo no mahatonga ny olona hisafidy poème @ declaration.
Misy tsy saro-kenatra nefa mitory ny fitiavany @ alalan´ny tononkalo.
13. yonikafopl ( 21/04/2004 16:56)
marina izany ry hendry, izaho tsy menatra fa manoratra aho mba hanamafisako ilay fitiavako.
14. ikaretsaka ( 21/04/2004 17:47)
fitiavana daholo zaany.. ze fika rehetra ataovy aby ko
15. jhouhlambout ( 21/04/2004 19:38)
Ataovy rehafa mahay mamorona poeme sy tsy feno fôte-dortôgràfe-b
16. ramoul ( 21/04/2004 19:49)
kanefa koa ve ilay poeme no hanamafy ny fitiavana?
17. booboo ( 21/04/2004 20:07)
angambany satria sentimaka no havoitra ao !
18. fijo ( 21/04/2004 22:07)
marina izany.
19. jhouhlambout ( 22/04/2004 07:14)
ekena
20. aladin ( 22/04/2004 07:52)
fa 'zah refa manoratra an'io an de 'zao:ngambany lasa mi-exagerer ny ai,gam-panahiko fa de 'ze mamaky azy ndray no tafalatsaka.raha malahelo² ohatra de le oul no lasa malahelo mamaky azy nefa 'zah tsy de malahelo kory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2206