l'amour crée la haine et la haine crée l'amour
24. pitchou
(
17/06/2004 11:15)
angaha nisy nanao heloka teo? sahala @ ny rehetra tsy tiana io: rehefa tsy tiana d tsy tiana!
25. mimich
(
17/06/2004 11:46)
mety ho marina ilay resaka @ fotoana sasany fa tsy ferana koa ilay hoe rehefa halako dia halako fa tsy mety miova ho fitiavana intsony.
26. nananie
(
17/06/2004 14:44)
le we l'amour crée la haine no matetika marina fa le faharoa ndray no tsy fantatro.
28. pitchou
(
18/06/2004 17:19)
zaho aloha tsy hankahala olona tiako zany e! rehefa tsy tiako intsony izy d olona tsy fantatro no sokajy misy azy! adrenaline lafo vidy be io v ho laniana @ ze olona tsy tiana any! fa kosa rehefa tsy tiako d tsy tiako izay!
29. xxx
(
18/06/2004 17:50)
l'amour crée la haine mou d la haine crée l'amour? lasa boribory mankivisy anie le izy zany eh(cercle vicieux ho an'ny tsy d malalatsaina hihihi)!ka raha oh zany enao mankahala oll iray androany, ho tianao iny oll iny atsy ho atsy, d refa tena tianao tsara izy avy eo d lasa halanao d tianao d halanao d tinao d...d hoatran'zay hatrany hatrany