l'amour crée la haine et la haine crée l'amour

1. joda ( 20/04/2004 07:30)
ny hevitrareo..
novalian'i pitchou ny 19/06/2004 04:11
2. booboo ( 20/04/2004 08:45)
arakaraka ...
3. aladin ( 20/04/2004 09:00)
'zah lou de tratrany e!
nisy oul iray 'zay tiko be talou.de izy nanana defaut be de be su ny sisa e!4zah njay an jamba t@ fitiavako azy.ka refa iny fa nisy zavatra iray fotsiny nahatohina ahy t@ farany de toa nihiratra ny masoko.de vao mieritreritra azy aho de izao ratsy vitany foana no ao an-tsaiko ka tena zary nankahala azy aho.De io fankahalana io aza no nanampy ahy hanadino ny fitiavako azy.
4. peluche ( 20/04/2004 09:18)
ka refa tina ilay olona de miandry zavatra avy aminy,de refa tsy mifanaraka de mora lasa tsy tina
5. jhouhlambout ( 20/04/2004 12:30)
Zany ve?
6. ari.malala ( 20/04/2004 12:54)
dingana 1 ihany no manasaraka ny fitiavana sy ny fankahalana. Matoa ianao tia olona iray dia akaikikaiky eo ny fankahalanao azy mety ho zavatra kely tsy ampoizina akory, ary matoa ianao mankahala olona iray dia mbola misy fitiavanao azy ao izay. rehefa tsy tia an'ilay olona intsony ianao dia tsy miraharaha azy fotsiny, manadino.
7. hendry ( 20/04/2004 13:55)
Filôzôfia be koa zany ry ari.malala.
Ilay voalohany marina amiko: l´amour crée la haine fa ilay tapany faharoa toa tsy inoako loatra: la haine crée l´amour. Amin´ny fomba ahoana koa no hetezan´zany?
8. aladin ( 20/04/2004 15:55)
mety kou ve raha hoe ylang ylang ramaso ah.hahaha hihihi
vazivazy ihany izany e!
9. ramoul ( 20/04/2004 16:10)
Tsy mitoombina io zavatra io amiko satria ilay olona ary ve efa halako dia mbola ho tiavoko ihany. Izany ve tsy midika hoe ity ny tenako poteho?
10. fijo ( 20/04/2004 22:04)
marina fa mifanila ireo.fa ny matetika miseho dia ny fitiavana lasa fankahalana.marina ny ambadika fa vitsy.izay ilay hoe"raha ny vady no mivadika"
11. ikaretsaka ( 20/04/2004 23:08)
io ilay hoe sady tiako ianao no halako (tonokalon-drado)
12. fijo ( 21/04/2004 22:29)
izay mihintsy
13. ari.malala ( 22/04/2004 12:23)
tsy filôzôfia izany r'i hendry â! zany no taranja tsy haiko inrindra tany am-pianarana.
14. ari.malala ( 22/04/2004 12:29)
tsy filôzôfia izany r'i hendry â! zany no taranja tsy haiko inrindra tany am-pianarana.
15. ari.malala ( 22/04/2004 12:33)
tsy filôzôfia izany r'i hendry â! zany no taranja tsy haiko inrindra tany am-pianarana.
16. fijo ( 22/04/2004 20:46)
na tsy hainao aza ny filo,tsy misaka ilay hevitrao ho filozofika anie izany e.za zao ohatra tsy mahay math,nefa mety manao resaka math.
17. ikaretsaka ( 22/04/2004 22:36)
zany hono
18. aishwarya ( 24/04/2004 06:49)
ny ahako alo dé la haine crée l amour satria raha tsy miady na tsy mifankatia alo @voalohany tsy mifankatia ééééééééééééééé
nefa mahafinaritra bé lé oe miady alo vao mifankatia!!!
19. booboo ( 07/06/2004 12:04)
ny ahy ny tena tsy tiako rehefa sendra ilay olona halako mihitsy dé hitako oe miha miova ilay fifandraisana dé vô maika te hiady aminy fôna nefa hay kay miha tia !!!!
20. pitchou ( 07/06/2004 16:27)
zaho aloha d tsy hahay hitia olona halako sy tsy tiako zany e! rehefa halako dizay! point barre fa tsy misy fiovany intsony!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4253