Zistoira...

41. oully ( 23/04/2004 16:44)
fa nampanganohano
42. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:35)
ity sakafo hano
43. nananie ( 24/04/2004 10:22)
Sôsisy sy tsaramaso.
44. booboo ( 24/04/2004 10:45)
dia tsy hasiso ?
45. oully ( 24/04/2004 10:54)
fa sisan'ny piso
46. hendry ( 24/04/2004 12:57)
iza no diso?
47. samoina ( 25/04/2004 05:05)
Ny valiny, rampitso !
48. jhouhlambout ( 25/04/2004 08:01)
Tonga ny maraina
49. oully ( 26/04/2004 10:05)
kingà miteny hoe...
50. booboo ( 26/04/2004 10:58)
vita zany ve ?
51. imailaka ( 26/04/2004 11:22)
aza manampy intsony
52. nananie ( 26/04/2004 15:52)
Fa manin ary?
53. oully ( 26/04/2004 16:33)
lany hevitra ny tary
54. tsilan ( 26/04/2004 17:18)
de mihinâna aloha mokary
55. ikaretsaka ( 26/04/2004 20:33)
sao ratsy izany?
56. oully ( 27/04/2004 08:56)
soloy vatomamy
57. booboo ( 27/04/2004 12:12)
sa ron' anamamy ?
58. aladin ( 27/04/2004 16:55)
no sady mitomany
59. ikaretsaka ( 28/04/2004 03:18)
kapohako ny vilany
60. ikaretsaka ( 28/04/2004 03:18)
fa manaova ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0862