Zistoira...

21. nananie ( 21/04/2004 15:26)
Tena vaky feo!
22. aladin ( 21/04/2004 15:59)
nojereko, kay indreo
23. hendry ( 21/04/2004 17:42)
maninona ry zareo?
24. oully ( 21/04/2004 17:49)
kivy, tofoka sy leo
25. hendry ( 21/04/2004 17:50)
avelao hangaina eo
26. booboo ( 21/04/2004 17:51)
nitsitra oazy teo !
27. ikaretsaka ( 21/04/2004 18:20)
dia tsy norarahianareo?
28. jhouhlambout ( 21/04/2004 19:11)
Ka taitra teo
29. fijo ( 21/04/2004 23:17)
aza avela eo
30. aladin ( 22/04/2004 05:47)
fa asehoy azy
31. jhouhlambout ( 22/04/2004 07:39)
ny fika be
32. nananie ( 22/04/2004 10:46)
nifoha ary nihome
33. nananie ( 22/04/2004 10:46)
kay tsy maty
34. oully ( 22/04/2004 12:21)
fa kendan'ny pâty
35. nananie ( 22/04/2004 12:27)
Kôf Kôf Kôf!!!
36. nananie ( 22/04/2004 12:27)
Loza 'ty marina
37. oully ( 22/04/2004 17:08)
saika tsy tafarina
38. booboo ( 22/04/2004 17:23)
nitolefika sady fanimpanina
39. jhouhlambout ( 23/04/2004 14:16)
aiza ny rano?
40. hendry ( 23/04/2004 14:56)
any an-tafontrano
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3142