arme de seduction
23. nananie
(
29/04/2004 16:51)
F'ita kou!!! Raha tsy 'zany ve izy tsy anantona? no tsy manantona kôfa?! lol
26. tequila
(
03/05/2004 17:14)
mimita> afaka miresaka amin'ny namanao nge enao hoe inn no mba tena hitany manintona any aminao e ! namana tsotra alou anontaniana , rehefa lasa vady ny sipa vao anontaniana ndray hono hi hi!