arme de seduction

1. aladin ( 16/04/2004 06:38)
Inona kay no tsy hitovizan'ny arme de séduction(oh:fijery,firesaka,charme,éloquence sns)@ atao hoe "sex apeal"?de inona no hifandraisany?Satria samy enti-mambabo olona @ fitiavana daholo ireo?
novalian'i fijo ny 03/05/2004 22:29
2. tequila ( 16/04/2004 17:28)
ie zay mihitsy
3. jhouhlambout ( 16/04/2004 17:52)
dia mahaiza mampiasa
4. ramoul ( 16/04/2004 21:26)
de ahoana no ahafantarana fa ny zavatra nasehony fanahiniana na tsy fanahiniana?
5. fijo ( 16/04/2004 21:51)
ny "sex apeal"dia misarika avy hatrany na tsy manao fihetsika aza ilay olona
6. jhouhlambout ( 17/04/2004 16:00)
Satria tonga dia miantso lé izy
7. ikaretsaka ( 18/04/2004 00:48)
zay mihitsy .. fa ny arme de seduction tsy mipoaka raha tsy fahanana.. ohatran'nyarme rehetra
8. jhouhlambout ( 19/04/2004 16:19)
ekena
9. fijo ( 19/04/2004 19:37)
ndao hapoaka ary e
10. nananie ( 20/04/2004 14:35)
Tsy nahavoa tainako hihihi!
11. fijo ( 20/04/2004 21:36)
iza indray io maditra kely io.
12. nananie ( 21/04/2004 09:55)
misangisangy fotsiny za ka. Bedy ?
13. ikaretsaka ( 21/04/2004 17:50)
zay nenao
14. jhouhlambout ( 21/04/2004 19:44)
bedy be
15. fijo ( 21/04/2004 22:14)
olona kely bedy kely ka
16. nananie ( 22/04/2004 10:34)
Hahaha! Soa ihany za zany fa tsy lava be ôtran'i Karetsaka na somary botabota ôtran'i Fijo!
17. fijo ( 22/04/2004 20:23)
alefaso hoe ny sarinao ahitanay izay bedy tokony hatao ary.
18. nananie ( 23/04/2004 07:59)
oudry!
19. sejianis ( 23/04/2004 09:52)
anontanio an'i Jasmine!
20. mimita ( 23/04/2004 20:25)
ny a lou ry reto d tsy aiko mitsy oe in no tena armeko fa za d tsy mahay micharme,tsy aiko mitsy we in no miattirer ani bandy ana!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.669