Mifalia ry ZATOVO dieny mbola TANORA ianao
25. xxx
(
19/04/2004 19:18)
Aza mba tsongotsongoina ohatr'io ho'a le tantara, fa manimba. Oviana izy no niteny io dia taiza? tamin'ny fotoana manao ahoana?
Misy olona atao hoe Bara any Etiopia, izay mampanao fifaninana voky be isan-taona. Ny tena malaza dia izay maty noho ny havokisany. Ilazako fotsiny izany fa na ny sakafo isan'andro aza diso be loatra dia mamono.
Miasa ianao saina lava eo, raha tsy mivaha ny farany.
Manaova ianao isan'andro raha tsy vilan-damosina no iafarany. Misy fetra daholo hoy ny maths. Ny fiovan'ny loko mavo ho maintso aza mbola misy fetra.

26. fijo
(
19/04/2004 19:41)
marina ary tena azo hatao ohatra io any etiopia io.fahanana ronono be ry zalahy dia lasa matavy be sy be kibo ary misy maty,dia izay no hifaliana sy malaza,ka inona marina ilay tiana hatao eto,fampianarana baiboly ve sa fampitahorana?
28. xxx
(
20/04/2004 09:13)
mahazo atao anie ny mifaly²sy mirevy² sns!fa asina fetrany ihany ny zavatra retra atao!
ra tsy hoe misy teny ao @ baiboly hoe mifalia dieny bola tanora d hanaraoraotra tokoa k tsy hijery ny ho avy! tsy hijery ny conséquences reny @ fiainana!
ra tsy hoe misy teny ao @ baiboly hoe mifalia dieny bola tanora d hanaraoraotra tokoa k tsy hijery ny ho avy! tsy hijery ny conséquences reny @ fiainana!
29. fijo
(
20/04/2004 21:38)
na tsy niteny aza ny baiboly dia hafaka misaina tsara ny momba anay izahay ka
30. ikaretsaka
(
21/04/2004 17:51)
ka io ilay lazaina hoe aza tsiponina isan'andalana io bvaiboly io fa alaivo ny concept
32. mimita
(
23/04/2004 20:31)
mba mananatra kosa i tia_ery fa aza ataonareo anzany!!mpinaman tsika d mba miteny ny heviny izy!!
36. tia_ery
(
29/04/2004 15:09)
Io ry 'zareo aza raisina an'izany hoe FAMPITAHORANA izany. Zatovo ianao, tanora ary lehibe manampetra anefa ireo rehetra ireo ka asanao sy anjaranao ny misaina sy mieritreritra hoe HATRAIZA !!!
Toro-hevitra io ary fampisaintsainana fotsiny ihany. Ary ny tiana ho tsindriana dia ny hoe : Ny OLONA dia VATANA/NOFO, SAINA sy FANAHY ka ireo rehetra ireo no tokony asiam-pandinihana sy jerena.
Sôtra ê!